Aïkido Club de Mahajanga

Aïkido Club de Mahajanga Aïkido Club Mahajanga (A.C.M)

18/04/2026
Samy tratry ny Asaramanitra isika rehetra 🎆 Amin' izao fetim-pirenena izao🇲🇬Malagasy Aho, Malagasy ianao, Malagasy isika...
24/06/2024

Samy tratry ny Asaramanitra isika rehetra 🎆 Amin' izao fetim-pirenena izao
🇲🇬Malagasy Aho, Malagasy ianao, Malagasy isika🇲🇬

Misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao
Ny toerana dia ao amin'ny Jeunesse et sport Mahajanga - 1ère étage
Isakin'ny : Lundi - Mercredi - Vendredi
Ny ora : 6H30 ariva - 8H

O SenseiMorihei Ueshiba
28/11/2022

O Sensei
Morihei Ueshiba

🥋 Aïkido : vonona mandrakariva 💪
27/07/2022

🥋 Aïkido : vonona mandrakariva 💪

Nodimandry anio asabotsy 18 jona i Vahömbey, na i Roland Dieu Donné Rabearison. Raha tsahivina dia, poeta, mozisianina, ...
18/06/2022

Nodimandry anio asabotsy 18 jona i Vahömbey, na i Roland Dieu Donné Rabearison.

Raha tsahivina dia, poeta, mozisianina, ary mpanoratra koa izy.
Vahömbey dia fanta-daza ihany koa teo amin'ny tontolon'ny arts martiaux, indrindra moa fa ny Karate.

Ny Aïkido Club Mahajanga dia mirary fiononana ho an'ny fianakaviana.

Address

Majunga
401

Telephone

+261325123945

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aïkido Club de Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share