Taekwondo Aigle de mahajanga

Taekwondo Aigle de mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Taekwondo Aigle de mahajanga, Stadium, arena & sports venue, JEUNESSE ET SPORT, Majunga.

02/05/2025

Horakoraka be ho an'ireo mpankafy be ahy vaovao indrindra! Zo Lalaina Razanakoto

14/12/2024

Izahay ato taekwondo aigle de mahajanga dia mamerina fisaorana hoa anareo RAY amandReny rehetra izay nanampy na ara-bola na ara pitaovana na ara_kevitra fa dia voaray avokoa izy ireny ary nentina nanatotosana ireo izay nifanarahana t@ izany. Dia mbola manentana antsika hatrany @ izay mbola ho avy.
Taekwon daholo

14/12/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Zo Lalaina Razanakoto

Manasa antsika rehetra mba hitsidika ny pejy o
20/11/2024

Manasa antsika rehetra mba hitsidika ny pejy o

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

20/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Dý Wesley, Mihary Maria, Eliane Isãbelle

17/11/2024
Firaisankina no hery. Izahay ato taekwondo aigle de mahajanga Dia manasa antsika vahoaka n'y mahajanga sy ireo Zay tanor...
17/11/2024

Firaisankina no hery. Izahay ato taekwondo aigle de mahajanga Dia manasa antsika vahoaka n'y mahajanga sy ireo Zay tanora n'a olon-dehibe ka te hitaiza vatana sy hiaro tena Dia manasa anareo izay MBA hanatevina laharana fa mandray anareo antsitrapo'izahay

Sortie Kely miaraka @ ankizy aty petite plage mahajanga
17/11/2024

Sortie Kely miaraka @ ankizy aty petite plage mahajanga

Vokatra ny championnat de Madagascar natao teto mahajanga.3 médailles d'argent.Misokatra ny ankizy rehetra
04/11/2024

Vokatra ny championnat de Madagascar natao teto mahajanga.
3 médailles d'argent.
Misokatra ny ankizy rehetra

Address

JEUNESSE ET SPORT
Majunga
401

Opening Hours

Friday 12:00 - 14:00
Sunday 12:00 - 14:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taekwondo Aigle de mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share