Fitness Golden MDG

Fitness Golden MDG Salle de sport

Te hiteny sy hamporisika anao foana aho hoe… AZA miandry Avis Médical na miandry aretina iseho mafy vao makany @ salle d...
28/08/2026

Te hiteny sy hamporisika anao foana aho hoe… AZA miandry Avis Médical na miandry aretina iseho mafy vao makany @ salle de sport.☝🏻❌

✅Maronaro ihany ny tombotsoa azo avy amin’ny kotrana.
〽️Ny tanjona samy manana ny azy dia araka izay no hitondrana ny kotrana ataonao fa tsy voatery mitovy daholo.

⚡️FITNESS GOLDEN Dia mandray sy manampy anao izay mety mitovy cas @ amin’io lazaiko io.

👉🏼Misy COACH mahafapo mandray anao ato

❗️Toerana: akaikiny restaurant bolas mahitsy
☎️0347736182

Tsy efa tokony hiverina hikotrana  amin’izay ve fa efa tapitra ny vaccances e?🤭Sao lasa ngeza loatra any indray ny kibo❗...
24/08/2026

Tsy efa tokony hiverina hikotrana amin’izay ve fa efa tapitra ny vaccances e?🤭

Sao lasa ngeza loatra any indray ny kibo❗️❗️😂

Tongava amin’izay ry zareo a….💪🏼

〽️FITNESS GOLDEN MAHITSY
🔆Misy coach pro,coach perso raha ilainao ihany koa.
💰Tarif Mirary⚖️

☎️0347736182

Mbola maro ny olona manaiky  lemena saina fa famonoana tena ny  fibatana  vy na ny manao  musculation !🙄❌🫣Tsy marina iza...
21/08/2026

Mbola maro ny olona manaiky lemena saina fa famonoana tena ny fibatana vy na ny manao musculation !🙄❌🫣

Tsy marina izany,❌❌ rehefa tsy tianao na tsy maharesy lahatra dia tokony tsy manaratsy taranja otrany izany fotsiny.

Raha tsy ho vita io tsy nataonay.🤌🏽🔥💪🏼

✅Misy tanjona matoa io nisy fa tsy misy misy fahatany.Ary mino aho fa manana tanjona daholo ny olona manao anio;tsy misy noterana nanao azy. Ary io tsy vitany olona kelikely saina anefa,tsy Maharitra manao anio akory raha vao kely morale.👆🏽 fa zay e….👇🏻👇🏻

Tsy maintsy miharitra kely vao rôle fa tsy misy fandresena omena fotsiny na azo azo fotsiny.

〽️MIROSO FOANA💪🏼💪🏼

Mirary farany herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.

❗️FITNES GOLDEN MAHITSY
☎️0347736182

Alatsinainy vaovao be indray.🌦🌤 Mandeha foana ny kotrana fa sao misy manaraka toetr’andro indray eo dia tsy hikotrana a....
17/08/2026

Alatsinainy vaovao be indray.🌦🌤

Mandeha foana ny kotrana fa sao misy manaraka toetr’andro indray eo dia tsy hikotrana a.🌧🌦🤣

❗️Tongava ato @ Fitness GOLDEN Mahitsy, misy coach manaramaso be foana mampikotrana na mbola vao sambany hikotrana ary ianao.🤌🏽

📎FINTESS GOLDEN MAHITSY RN4
☎️0347736182

12/08/2026

Pas de douleur, pas de résultat, je crois.🤌🏽🔥🍎

La poussée de la hanche/ hip trust
100Kg 🥵🍑🔥

📎Firy kg ny Zakanao amin’ity exercice ity?🤌🏽

❗️FITNESS GOLDEN MAHITSY

11/08/2026

Rehefa vita vaccance dia surement niakatra ny poids na niha-nahazo tavy kely😅🔥 sa tsy zany?

Andao amin’izay manitsana aloha.😛😂

Coucou izy Mirahavavy mavitribitrika vao maraina 🤭💪🏼

Tsy azo ajanona ny kotrana fa afaka maka aina kely a… ho an’ny fahasalama io✅🙌🏼

📍FITNESS GOLDEN MAHITSY

Coucou Kely daholo avy  @ ity sipa forme Be anay ty e…😍🔥 Mikotrana tsara dia mahazo vokatra tsara.👌🍑📍Ato @ FITNESS GOLDE...
07/08/2026

Coucou Kely daholo avy @ ity sipa forme Be anay ty e…😍🔥

Mikotrana tsara dia mahazo vokatra tsara.👌🍑

📍Ato @ FITNESS GOLDEN misy coach manaramaso tsara anao raha te hikotrana nareo.❗️

05/08/2026

Le meilleur des remèdes🔥💪🏼🤌🏽

Passe une excelente journée ❗️

📍FITNESS GOLDEN MAHITSY

☎️034 77 361 82.

Maivamaivana erÿ rehefa vita ny kotrana.💪🏼😍…Fa na izany aza namay iny kotrana androany iny✅🔥💪🏼Ny sary tsy adino nijerena...
03/08/2026

Maivamaivana erÿ rehefa vita ny kotrana.💪🏼😍…
Fa na izany aza namay iny kotrana androany iny✅🔥💪🏼

Ny sary tsy adino nijerena motivation 😂
@
👉🏼Afaka mampikotrana anareo ilay mitady coach vehivavy aho.✌🏻
🔅Tarif Mirary,Résultat assuré🤌🏽✅

📍FITNESS GOLDEN MAHITSY akaikiny restaurant Bolas
☎️034 77 361 82.

Address

Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitness Golden MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share