22/05/2026
🏆🎤⚽🏀 INTER MEDIAS 2026 🎶🔥
📅 06 Jona 2026📍 Kianja Annexe Barea Mahamasina
📝 Hatramin’ny 31 Mey 2026 no fisoratana anarana ho an’ireo orinasa-gazety handray anjara.
🎯 Taraja hifaninana :🏀 Basket-ball mixte⚽ Foot à 7 lehilahy🎯 Tsipy kanetibe🎤 Karaoké
🤝 MPANOHANA OFISIALY :YAS Madagascar
✨ MPIARA-MIASA :• Cool Concept• Faritra Analamanga• Kianja Barea Mahamasina• Magasin U
🔥 Hetsika lehibe hampivondrona ny tontolon’ny haino aman-jery ao anatin’ny fanatanjahantena sy fifaninanana am-pirahalahiana !