19/09/2021
Nodimandry ny ray aman’dreny no sady mpampianatra tato amin’ny Asfa2 🙏🏽
Miondrika am-panajana isika rehetra , miaraka hory amin’ny fianankaviana manontolo ❤️
Mametraka ny fisaorana an’i Maître Toto noho ireo zava-tsoa rehetra nentiny ho an’ny club.
Marihana fa efa tontosa anio Alahady faha 19 Septambra 2021 ny fandevenana ny nofo mangatsikany. Koa hialana tsiny ireo izay tsy tratra antso .
Mandria am-piadanana Maître toto