Ligue Analamanga Kick-boxing Ofisialy

Ligue Analamanga  Kick-boxing Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ligue Analamanga Kick-boxing Ofisialy, Sports, Arabe Mahatma Ghandi, Antananarivo, Madagascar, Mahamasina.

💪 La ligue Analamanga de Kick-Boxin est constituée de 41 clubs répartis sur 04 sections.
💪 Miisa 41 ny klioba ao anatin' ny "ligue Analamanga" Kick-boxing izay voarafitra anaty section 04.

28/03/2021

Anisan'ny ady nanamarika ny maro ihany koa tamin'ny "combat de défi" natao ny 14/03/2021, ny ady teo amin'ny Tojo (3FB) sy BOIKA (KFAM) araho àry ny santionany ;)

20/03/2021

Combat -75kg nandritry ny Combat de défi notanterahina tao amin'ny Palais des sports Mahamasina ny 14 mars teo. CASSIS (COSPN) VS HERNAND (AFKM)

Indro ny sary vitsivitsy nalaina tetsy sy teroa mialoha ny handefasanay ny sary rehetra ;) misy ihany koa ny vidéo ho av...
15/03/2021

Indro ny sary vitsivitsy nalaina tetsy sy teroa mialoha ny handefasanay ny sary rehetra ;) misy ihany koa ny vidéo ho avy tsy ho ela. Araho tsy tapaka ny pejy :D 👊

14/03/2021

Santionany amin'ny Combat de Défi ato Mahamasina. Tongava fa mbola tsy tara 👊👊


  eo am-pikarakarana tanteraka ny tekinisianina rehetra. Rahampitso amin'ny " combat de défi - ouverture saison 2021 "ny...
13/03/2021

eo am-pikarakarana tanteraka ny tekinisianina rehetra. Rahampitso amin'ny " combat de défi - ouverture saison 2021 "ny fotoana

Miarahaba tompoko ! Noho ny fangatahan'ny be sy ny maro sy mba ho fanatsarana hatrany ny combat de défi izay hotontosain...
12/03/2021

Miarahaba tompoko ! Noho ny fangatahan'ny be sy ny maro sy mba ho fanatsarana hatrany ny combat de défi izay hotontosaina amin'ny alahady dia nafindra ao amin'ny Palais de sport (𝗴𝗿𝗮𝗻𝗱 𝗽𝗮𝗹𝗮𝗶𝘀) fa tsy petit palais, ny ady @ alahady izao. 👊

Tontosa soa aman-tsara ny conférence de presse izay natao tao amin'ny palais des sports. Mamerina hatrany ny fisaorana h...
06/03/2021

Tontosa soa aman-tsara ny conférence de presse izay natao tao amin'ny palais des sports. Mamerina hatrany ny fisaorana ho an'ny FFAM (Force Féminine d'Aide Mutuelle) izay partenaire officiel an'ny Ligue - Talbot Julia - Force Féminine d'Aide Mutuelle -FFAM - Fondation Mishah - Ligue Analamanga - Kick Boxing

Hanomboka tsy ho ela ny conférence de presse  hanambarana ofisialy amin'ny haino aman-jery ny momba ny combat de défis h...
05/03/2021

Hanomboka tsy ho ela ny conférence de presse hanambarana ofisialy amin'ny haino aman-jery ny momba ny combat de défis hokarakaraina amin'ny 14 mars izao

Ny Ligue d'Analamanga de Kick-boxing sy ny 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗙.𝗙.𝗔.𝗠 (𝗙𝗼𝗿𝗰𝗲 𝗙é𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗲 𝗱'𝗔𝗶𝗱𝗲 𝗠𝘂𝘁𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲) ary ny Fédération malaga...
28/02/2021

Ny Ligue d'Analamanga de Kick-boxing sy ny 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗙.𝗙.𝗔.𝗠 (𝗙𝗼𝗿𝗰𝗲 𝗙é𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗲 𝗱'𝗔𝗶𝗱𝗲 𝗠𝘂𝘁𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲) ary ny Fédération malagasy de Kick-Boxing dia faly manolotra anareo ny combat de défi izay hanokafana ny taom-pikatrohana 2021. 👊

Address

Arabe Mahatma Ghandi, Antananarivo, Madagascar
Mahamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ligue Analamanga Kick-boxing Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category