Petanque CLUB Betafo

Petanque CLUB Betafo L'objectif aller plus loin leS club PCB au niveau nationale et internationale sur la petanque

Alefa lery 🤜🤜🤜,masters 2024 hiarahana @,Hery monde,Baloty,Havana, tselona na tsetse,,alefa lesy zala a,
27/05/2024

Alefa lery 🤜🤜🤜,masters 2024 hiarahana @,Hery monde,Baloty,Havana, tselona na tsetse,,alefa lesy zala a,

Ireto veteran ireto dia miarahaba antsika  taona vaovao izao,,
13/01/2023

Ireto veteran ireto dia miarahaba antsika taona vaovao izao,,

Ireo no veteran petanque club betafo izay nanao championnat de MADA Tany Toamasina TALA,GRE ,ELSON Izay azo atao oe tsara vokatra satria raraka teo @1/4 de final zareo mirarisoa ho anareo zahay e,

Ny vorona no tia petrapetraka hono manana ny tendron-kazo fitazatazanana, ny tenako no tia vazivazy maheno ny fivazony n...
13/01/2023

Ny vorona no tia petrapetraka hono manana ny tendron-kazo fitazatazanana, ny tenako no tia vazivazy maheno ny fivazony namana, koa ankohakon'antsa orakoranjatovo, zina ny vaninandron-korana ary meva ny fibaliakan'ny masoandro nohon'ny fitiavan'andriamanitra"misaotra anao aho Tompo fa nomenao taona iray,indray miampy iray indray izany traikefa , araka lay teny oe taona iry, iry no lalàna,fa taona ity kosa,ity lalàna,misaotra ireo Ray aman-Dreny nanabe sy ny kolokolo ary misaotra any vady aman-janako manoro hevitra indrindra ireo mpiray tampo sy ireo rahalahy kibo Tsy homby, ary Tsy hadino ireo namana rehetra e,teo ny aretina nahazo teo loza maro isan-karazany fa mbola mijoro foana satria notahin'ilay Nahary mandrakariva,misaotra anareo Mirarisoa ihany koa ny tenako,phonako mande foana ee,,krkrk,,

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra izahay telo mianaka e,,,
25/12/2022

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra izahay telo mianaka e,,,

Mba makamaka kely izahay sy zoky fa hanomana ee,
29/10/2022

Mba makamaka kely izahay sy zoky fa hanomana ee,

29/10/2022

Ireo ary ny combat ee ,

Ireto ny ekipa ny Mjs ,asief mahajanga 2021
21/01/2022

Ireto ny ekipa ny Mjs ,asief mahajanga 2021

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petanque CLUB Betafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category