Éclaire sport

Éclaire sport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Éclaire sport, Sports Team, Mahajanga.

🙋🏻🙋🏻 Toy izao indray ar ny RESULTAT/ CLASSEMENT/ CALENDRIER ny lalao manaraka 👊👊⚽⚽
24/04/2025

🙋🏻🙋🏻 Toy izao indray ar ny RESULTAT/ CLASSEMENT/ CALENDRIER ny lalao manaraka 👊👊⚽⚽

Salama ann, ireto indray ny vokatra sy lalao manaraka ⚽⚽
17/04/2025

Salama ann, ireto indray ny vokatra sy lalao manaraka ⚽⚽

💥⚽⚽ Isaorana ilay Nahary fa tontosa soamantsara ny herinandro voalohany 🙏🏆Ao @ sary ny voka-dalao sy calendrier manaraka...
09/04/2025

💥⚽⚽ Isaorana ilay Nahary fa tontosa soamantsara ny herinandro voalohany 🙏

🏆Ao @ sary ny voka-dalao sy calendrier manaraka 🏆

⚽🏆 Ireto ary ny GROUPE sy CALENDRIER @ week end hoavy izao 💥🌟🤝 Tontosa ny Alahady lasa teo ny match amical "TANDEM  # EC...
31/03/2025

⚽🏆 Ireto ary ny GROUPE sy CALENDRIER @ week end hoavy izao 💥
🌟🤝 Tontosa ny Alahady lasa teo ny match amical "TANDEM # ECLAIRE SPORT" , mahafinaritra ny lalao 👏👏

Faly miarahaba antsika rehetra 🙋🏻, Tontosa soamantsara ny lalao famaranana ny fifaninanana teto @ terrain lycée techniqu...
25/03/2025

Faly miarahaba antsika rehetra 🙋🏻,
Tontosa soamantsara ny lalao famaranana ny fifaninanana teto @ terrain lycée technique ny alahady faha 23 Mars lasa teo. Ka nahitana lalaon'ny MK (Mahavoky) # FC ZANDRIKELY (AMBALANOMBY). Nivoaka mpandresy t@ izany ny FC ZANDRIKELY 🏆🏆.
Kosa hanomboka indray ny fifaninanana manaraka hoan'ireo equipe rehetra maniry ny handray anjara ⚽⚽📢.
Misokatra ny fisoratana anarana ary @ 05 Avril 2025 ny lalao voalohany no tontosaina.

Contact: 037 51 119 67.
💪💪As. ECLAIRE SPORT 💪💪

🚨🚨Allo! Allo 🚨🚨Avy rh ty k tongava maro havako jiaby f hisoma tsk ndraik ty sady sket no Roots man tss rh karaty koa 🏀🏀
17/03/2025

🚨🚨Allo! Allo 🚨🚨
Avy rh ty k tongava maro havako jiaby f hisoma tsk ndraik ty sady sket no Roots man tss rh karaty koa 🏀🏀

⚽🇨🇵Les entrainnements du gardin au village touristique Majunga🥇⚽🇲🇬Kotran'ireo goly teo am village touristique Mahajanga🥇
08/07/2024

⚽🇨🇵Les entrainnements du gardin au village touristique Majunga🥇
⚽🇲🇬Kotran'ireo goly teo am village touristique Mahajanga🥇

🇨🇵C'est l'heure de travail avec les jeunes petites ⚽Éclair Sport.        "Visez plus haut allez plus loin"🇲🇬 Tonga ndray...
03/06/2023

🇨🇵C'est l'heure de travail avec les jeunes petites ⚽Éclair Sport.

"Visez plus haut allez plus loin"

🇲🇬 Tonga ndray ny fotoana fikotranan' ireo zandry kely ntsk⚽ Éclaire Sport.

🇨🇵Petits Éclaire Sport ⚽ s'amusent 🏊à Aqualand Park        "Allez y petits Éclaire"🇲🇬Petits Éclaire Sport ⚽ mitsanga2 Ke...
30/05/2023

🇨🇵Petits Éclaire Sport ⚽ s'amusent 🏊à Aqualand Park
"Allez y petits Éclaire"
🇲🇬Petits Éclaire Sport ⚽ mitsanga2 Kely f reraka ny kotrana misaotra any Aqualand Park nandray anay🏊
"Alefa zandry kely"

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Éclaire sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category