14/06/2026
🔚⚽️ 𝐅𝐔𝐋𝐋 𝐓𝐈𝐌𝐄 – 𝐂𝐇𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐍𝐍𝐀𝐓 𝐃𝟏 𝐁𝐎𝐄𝐍𝐘 ⚽️🔚
🇫🇷 𝐅𝐎𝐒𝐀 𝐄𝐒𝐏𝐎𝐈𝐑 0️⃣-1️⃣ 𝐅𝐂𝐊𝐁
Nos jeunes talents s’inclinent lors de leur dernier match de poule.
Touché par plusieurs blessures de joueurs clés, le staff a dû remanier l’équipe. Malgré cela, les joueurs ont montré une belle implication, mais sans réussir à se créer de véritables occasions franches.
Le FCKB, plus expérimenté, a fait la différence sur coup franc en première mi-temps, inscrivant l’unique but de la rencontre.
🎯 Un match riche en enseignements, notamment pour plusieurs joueurs qui faisaient leurs débuts.
➡️ Dès demain, cap sur la préparation du prochain tour, qui débutera le 25 juin. Nous vous tiendrons informés.
🙏 Merci à tous pour votre soutien aujourd’hui !
---
🇲🇬 𝐅𝐎𝐒𝐀 𝐄𝐒𝐏𝐎𝐈𝐑 0️⃣-1️⃣ 𝐅𝐂𝐊𝐁
Resy tamin’ny lalao farany amin’ny poule ny ekipantsika tanora.
Noho ny ratra nahazo ireo mpilalao sasany dia voatery nanova ny firafitry ny ekipa ny mpanazatra. Na izany aza, naneho fahavononana tsara ny ekipa, saingy tsy nahavita namorona "occasion" mazava.
Ny FCKB, izay hita fa nanana traikefa kokoa, no nahafaty baolina tamin’ny coup franc tamin’ny tapany voalohany, izay hany baolina tamin’ny lalao.
🎯 Lalao nahitana lesona ho an’ireo mpilalao zandriny ireto iny, indrindra ireo vao sambany nilalao.
➡️ Manomboka rahampitso ny fanomanana ny dingana manaraka izay hanomboka ny 25 jona. Hampahafantatra anareo izahay.
🙏 Misaotra anareo rehetra tamin’ny fanohanana !