KEFIR 401

KEFIR 401 VENTE DES PRODUITS KETO A MAHAJANGA

Salama harivariva🙏🙏Ny valin'ny lalao omaly1/ Kaël Olo Hely (49)2/ Rasoaelinjara Vavinandrasana Marielle (27)Mankasitraka...
27/10/2024

Salama harivariva🙏🙏
Ny valin'ny lalao omaly
1/ Kaël Olo Hely (49)
2/ Rasoaelinjara Vavinandrasana Marielle (27)
Mankasitraka hatrany ❤️❤️❤️❤️❤️
Afaka mandalo ao amin'ny boutique Model Unik Mjn manomboka rapitso lundi.

Ho avy ndray ny week-end. ❤️❤️❤️Aza adino ny mi-j'aime ny page fa ho avy ndray ny kilalao an! ❤️❤️❤️
24/10/2024

Ho avy ndray ny week-end. ❤️❤️❤️Aza adino ny mi-j'aime ny page fa ho avy ndray ny kilalao an! ❤️❤️❤️

💥 Tandremo ny fahasalamana fa io no voalohampahasoavana azontsika💥👉Afaka manampy antsika am fandaminana ny tosidra ny Ke...
20/10/2024

💥 Tandremo ny fahasalamana fa io no voalohampahasoavana azontsika💥
👉Afaka manampy antsika am fandaminana ny tosidra ny Kefir de lait an 😜

Tsara ho fantatra momba ny fitsaboana ny tosidra ambony 🔴⚠️📝

Miarahaba antsika rehetra ❤️❤️Avoakantsika zao ny valin'ny lalao izay natao omaly ka ireto avy ary ireo nahazo ny loka.1...
19/10/2024

Miarahaba antsika rehetra ❤️❤️
Avoakantsika zao ny valin'ny lalao izay natao omaly ka ireto avy ary ireo nahazo ny loka.
1) Kaël Olo Hely (63)
2) Dji Ja (52)
3) Rasoaelinjara Vavinandrasana Marielle (37)
Iangaviana ianareo mba hiditra mp azafady.
Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara.
Araho tsy tapaka ny pejy fa misy kilalao foana eto.

Kilalao kely vao maraina ❤️❤️Samia mi-indentifier ny namany tia kéfir na te hanandrana ny KEFIR 401 KA IZAY BE REACTION ...
18/10/2024

Kilalao kely vao maraina ❤️❤️
Samia mi-indentifier ny namany tia kéfir na te hanandrana ny KEFIR 401 KA IZAY BE REACTION INDRINDRA DIA MAHAZO LOKA AVY ATY AMINAY.
LOKA VOALOHANY: KEFIR DE LAIT 1L(1) + KEFIR DE FRUIT 1/4 (2)
LOKA FAHAROA: KEFIR DE LAIT 1L (1)
LOKA FAHATELO: KEFIR DE FRUIT 1/4 (2)
RAPITSO MARAINA HO PUBLIENA ETO NY VALINY.
AZA ADINO NY MANAO J'AIME NY PAGE

💥💥Misy LIQUIDATION ao amin'ny Model Unik Mjn apitan'ny pharmacie de l'Avenir amin''ny entana seconde main rehetra💥💥👉👉 KO...
01/10/2024

💥💥Misy LIQUIDATION ao amin'ny Model Unik Mjn apitan'ny pharmacie de l'Avenir amin''ny entana seconde main rehetra💥💥
👉👉 KOA TONGAVA MITSIDIKA OH👈👈

💥💥Hanao liquidation izahay ato amin'ny Model Unik Mjn 💥💥
👉 OUI REDUCTION 50% HATRAMIN'NY 75%
👉LAZAO ANAY IZAY ILAINAO
👉Mandalova ao aminay fa ho afapo ianao

vaovao be!
19/09/2024

vaovao be!

ankoatran'ny kéfir dia complet ihany koa ny fitaovam_pianarana ho an'izao fidiran'ny mpianatra zao.alefaso ny commande.
29/08/2024

ankoatran'ny kéfir dia complet ihany koa ny fitaovam_pianarana ho an'izao fidiran'ny mpianatra zao.
alefaso ny commande.

08/07/2024

💥ALLO ALLO MAHAJANGA💥
Ndao mba hifanotrona e! Jifao dieny zao ny tapakilanao ary e!
034 61 191 61

Ho hitantsika matetika eto am page foana aloha izy ato ho ato an!Jifao dieny zao ary ny tapakilanao Sao ho tara an!
26/06/2024

Ho hitantsika matetika eto am page foana aloha izy ato ho ato an!
Jifao dieny zao ary ny tapakilanao Sao ho tara an!

💥Tsy ny mahasoa foana aloha fa mba asiantsika mahafinaritra koa indraindray.Ho antsika eto MAHAJANGA ary ❤️❤️❤️        💥...
19/06/2024

💥Tsy ny mahasoa foana aloha fa mba asiantsika mahafinaritra koa indraindray.
Ho antsika eto MAHAJANGA ary ❤️❤️❤️
💥 NDAO HIARAKA AMINAY💥

Address

En Face Galana Cathedrale Mahajanga
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 07:30 - 19:00
Tuesday 07:30 - 19:00
Wednesday 07:30 - 19:00
Thursday 07:30 - 19:00
Friday 07:30 - 19:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261346119161

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KEFIR 401 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KEFIR 401:

Share