15/07/2020
Salama iaby!
Manao ny asa reetra momba ny vy (ouvrage métallique) izahay :
📌Grille de protection
📌porte métallique
📌Garde corp
📌Apareil de musculation
📌.... Etsetretsetra...
Misy ny modèle ahafahana mamoaka izay gout tadiavinao ary afaka mitondra ny modelinao manokana ianao
Marihina fa asa vita tsara arak' izay fahafaham-ponao no hifanarahana amin'ny prix tsy de lafo fa zakanao