EFIA

EFIA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EFIA, School Sports Team, Ivato.

Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny EFIA ho an'ireo ankizy lahy sy vavy manomboka ny valo taona ary mitsinjara a...
22/05/2024

Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny EFIA ho an'ireo ankizy lahy sy vavy manomboka ny valo taona ary mitsinjara amin'ny ireo sokajy U10 - U13 - U15 - U17 ary senior

Ary amin'izao fisokafan'ny EFIA izao dia misy fanomezana ho an'ireo izay misoratra anarana hatramin'ny volana Juillet

Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao hiantso ireto numéro ireto na andefa mp amin'ny pejy :
- 0344663569
- 0337599902

Na afaka manantona aty amin'ny birao
-Lot 003 K5 Andraondrikely Ivato

Address

Ivato

Telephone

+261337599902

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EFIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share