03/10/2025
😍 BOUM ! Voahosotra ho mpilalao mendrika ny volana septambra ao amin’ny ekipany 🇫🇷 ilay zandrikely 19 taona, El Hadary 🇲🇬...
🇲🇬 Mamiratra ny malagasy, 71% tamin’ireo mpanohana ny ekipa Valenciennes FC no nisafidy azy...
ALEFA EL HADARY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬