MADA City ITASY Analavory

MADA City ITASY Analavory Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MADA City ITASY Analavory, Sports Team, Itasy.

Ny volana novembre 2021 no niforonany ny club MADA city ITASY.NANOMBOKA teo izahay no niatrika ny section 2ème division itasy, Ary misaotra an'ilay NAHARY fa tonga soa amantsara Aty division.

Voka_dalao omaly!CITY MADA CF 02MANANKIRY FC 02 Mitohy Ny ADY 30 MAY ndray ny retour⚽💪 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊
27/04/2026

Voka_dalao omaly!
CITY MADA CF 02
MANANKIRY FC 02
Mitohy Ny ADY 30 MAY ndray ny retour⚽💪
TOE-TSAINA MIVOATRA ✊

Voka_dalao Tournoi D'IFANJA 🥅VVT EKAR 3 ⚽⚽⚽CITY MADA CF 1⚽Tapitra atreo ny LALANA ho ANTSIKA ato Aminy fifaninanana roi ...
19/04/2026

Voka_dalao Tournoi D'IFANJA 🥅
VVT EKAR 3 ⚽⚽⚽
CITY MADA CF 1⚽
Tapitra atreo ny LALANA ho ANTSIKA ato Aminy fifaninanana roi D'IFANJA, SAINGY mitohy Ny ADY ho any lalao MANARAKA de ny tournoi HANOVA SNS,,,,,,.
Miarahaba anareo VVT EKAR tafita any Aminy LALAO manaraka.
MISAOTRA Ho any président OLIVIER izay nikarakara ny fifaninanana roi D'IFANJA, misaotra fa fanamby Lehibe nataonao ny fifaninanana mba ivoarany lenta ny baolimpokontany idiran'ireo mpisehatra aminy ambony INDRINDRA ho any TSARA Hatrany 🙏⚽.
MISAOTRA Ho any MPILALAO rehetra Ato Aminy club nitafy sy niaro fona ny akanjony club🖤🤍🇲🇬.
Tsy mijanona atreo fa iezaka Hatrany mba iarina indray Amerina ireo lazany CLUB.
Match manaraka 26avril 2026.
KIANJA MAINTSO antaboaka.
CITY MADA CF vs MANANKIRY FC
''city Mada cf TOE-TSAINA MIVOATRA ✊''

Resy 3 noho 1 Isika nanolohana ny vvt EKAR.Iny no vita isaorana ny Mpilalao,ny MPANOHANA rehetra tsy akanavaka Indrindra...
19/04/2026

Resy 3 noho 1 Isika nanolohana ny vvt EKAR.
Iny no vita isaorana ny Mpilalao,ny MPANOHANA rehetra tsy akanavaka Indrindra Ny président ny CITY MADA CF 🙏.
Miarahaba anareo VVT EKAR,Mitongava Aminy ambony INDRINDRA 🙏
Mandalo fotoantsarotra ny club zay no Antony Lehibe azo ambara manolohana ny vokatra ratsy tato ato,misy ny paikady napetrakiny président Ny CLUB manomboka eto izay masinteny tanteraka manolohana ireo manana majorité ampahany ato Aminy club na iza izy na iza.
Manomboka eto miova ny SATA,miova ny fitondrana ,miray hina ntanteraka ny Mpilalao manolohana ireo lela mamy ataony hafa.
Tahaka ny club Rehetra de mandalo olana goavana isika SAINGY miezaka sy tena manao ze fara eriny ny mpitantana mitady vahaolana malaky mba azahoantsika indray ny anaramboninahitra🙏.
Mitohy ny ADY 💪⚽🙏
Match manaraka 26avril 2026
KIANJA MAINTSO antaboaka
CITY MADA CF 🤍🖤 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊

Dia mbola akinintsika Aminy finoana Ny ao AMBONY hatrany miaraka Aminy asa asehontsika eny AMBONY KIANJA fona.ADY miandr...
13/04/2026

Dia mbola akinintsika Aminy finoana Ny ao AMBONY hatrany miaraka Aminy asa asehontsika eny AMBONY KIANJA fona.
ADY miandry antsika MANARAKA ndray ao aminy tournoi HANOVA 4em édition izay atao ao Antaboaka AMPEFY.
Alahady 26avril 2026.
1/8 final aller Aminy 01 Ora.
MANANKIRY FC
#
CITY MADA CF
MIADY VAO MANDRESY
CITY MADA CF 🤍🖤 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊🖤🤍💪

VITA iny Ny LALAO miverina 1/8 final Izay nivoahantsika nandresy an'izareo UNITY STAR ANTANANARIVO taminy TOURNOI ROI D'...
13/04/2026

VITA iny Ny LALAO miverina 1/8 final Izay nivoahantsika nandresy an'izareo UNITY STAR ANTANANARIVO taminy TOURNOI ROI D'IFANJA 3 000 000ar.
Tena TSY mora ny LALAO SAINGY nanana fahatokisantenan'ireo Mpilalao Ny coach Sy Ny asisinta coach ka napetrakiz'ireo fa manandanja tokoa Ny LALAO ka tsy azo tsinotsinoavina.
Nanatombo Hatrany isika taminy tur en cadré Sy Ny baolina tokony Ho faty fa tena Tsy nanana chance de buit,fa isaorana fona ny Mpilalao antsika nanome zato isanjato Nandritra Ny 90mn.
Tsy MBOLA VITA anefa Ny ADY fa MBOLA Misy mafy Ny LALAO Izay miandry antsika ka mila fanohanana avy amintsika mpankafy CITY MADA CF HATRANY mba iaraka anome hery Ze farany mafy avy amintsika mba hitohizany lalantsika manaraka.
CITY MADA CF 02 ⚽⚽.but NANOU/FANIRY.
UNITY STAR 01⚽
Top3: VICTOR/ZAKY RACAPY/NANOU
🤍🖤 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊🖤🤍

MAMAY NY COMBATENY AMBONY KIANJA NO MIADYCITY MADA CF 🤍🖤🫶💪TOE-TSAINA MIVOATRA ✊
07/04/2026

MAMAY NY COMBAT
ENY AMBONY KIANJA NO MIADY
CITY MADA CF 🤍🖤🫶💪
TOE-TSAINA MIVOATRA ✊

Atambatra ndray ny hery de miseho ho azy ny firaisankina,tsy mora ny ADY fa mitazona ny FIFANTOHANA Hatrany mba anatombo...
07/04/2026

Atambatra ndray ny hery de miseho ho azy ny firaisankina,tsy mora ny ADY fa mitazona ny FIFANTOHANA Hatrany mba anatombo ny isa efa azo💪💪💪⚽⚽🙏🙏
Alahady 12avril 2026
AMINY 01ora tolak'andro
1/8 de final retour.
CITY MADA CF VS UNITY STAR ANTANANARIVO
KIANJA MAINTSO BETONGOLO IFANJA
CITY MADA CF 🫶💪
✊ TOE-TSAINA MIVOATRA ✊

MANKASITRAKA NY MPILALAO ANTSIKA NIADY SY NIRAY HINA KA NAHAZAHOANTSIKA AN'INY FANDRESENA INY, MANKASITRAKA ANTSIKA MPAN...
29/03/2026

MANKASITRAKA NY MPILALAO ANTSIKA NIADY SY NIRAY HINA KA NAHAZAHOANTSIKA AN'INY FANDRESENA INY, MANKASITRAKA ANTSIKA MPANOHANA SY MPIJERY MAROBE IZAY TONGA NIJERY NY LALAO.
NIADY TENA NIADY NY LALAO KA MENDRIPIDERANA NY MPILALAO ANTSIKA TAMINY ENDRI_DALAO IZAY NASEHON'IZY IREO.
DERAINA MANOKANA:: I ZAKY RACAPY/NANOU/ODILON/VICTOR/JULIA🙏🙏🙏
LESOKA:TSY AMPY FIFANTOHANA ISIKA SAINGY NAHAY NANOVA IZANY MALAKY KA NAHAZO TOMBONY HATRANY TAMINY OCCASION DE BUIT SAINGY TSY TAFIDITRA.
CITY MADA CF 02 # UNITY STAR ANTANANARIVO 01
HOMME DE MATCH ⚽⚽⚽NANOU🏅🏅🏅
MBOLA TSY VITA NY ADY 💪💪💪
CITY MADA CF 🤍🖤🫶 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊

Nivoaka mpandresy nanolohana Ny UNITY STAR ANTANANARIVO ny ekipantsika androany.Nifandanja ny lalao saingy nanatombo isi...
29/03/2026

Nivoaka mpandresy nanolohana Ny UNITY STAR ANTANANARIVO ny ekipantsika androany.
Nifandanja ny lalao saingy nanatombo isika taminy but tokony Ho tafiditra fa Tsy Maty.
CITY MADA CF 02 # UNITY STAR ANTANANARIVO 01
BUIT ⚽NANOU
⚽PAUL
MITOHY NY ADY ⚽💪
TOE-TSAINA MIVOATRA ✊

Eny ambony KIANJA no miady ⚽💪Fotsy mainty 🤍🖤 Tsy manavakaIray ihany ISIKACITY MADA CF 🫶 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊💪⚽
24/03/2026

Eny ambony KIANJA no miady ⚽💪
Fotsy mainty 🤍🖤 Tsy manavaka
Iray ihany ISIKA
CITY MADA CF 🫶 TOE-TSAINA MIVOATRA ✊💪⚽

TOURNOI LE ROI D'IFANJA 15MILLIONS FMG!     '''CITY MADA CF'''.         '''TOE-TSAINA MIVOATRA'''          🖤🤍🫶🫶💪💪🤍🖤     ...
15/02/2026

TOURNOI LE ROI D'IFANJA 15MILLIONS FMG!
'''CITY MADA CF'''.
'''TOE-TSAINA MIVOATRA'''
🖤🤍🫶🫶💪💪🤍🖤

UNITY STAR ANTANANARIVO

Address

Itasy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MADA City ITASY Analavory posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category