CHTIgym

CHTIgym Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CHTIgym, Lot VF 51 TER Tsenakely, Imerintsiatosika.

Congrats coach bosaπŸ˜‚Best Trainer of the month April: jeremie πŸ€˜πŸ‘ŒπŸ‘πŸ½Ho ita eto njai hoe iza no meilleur trainer  mai
05/05/2021

Congrats coach bosaπŸ˜‚
Best Trainer of the month April: jeremie πŸ€˜πŸ‘ŒπŸ‘πŸ½
Ho ita eto njai hoe iza no meilleur trainer mai

Manatrika formation miaraka @ Zo Rakotoarivony  (Personal trainer International) ireo coach rehetra ato !! Tsy mitsahatr...
05/09/2020

Manatrika formation miaraka @ Zo Rakotoarivony (Personal trainer International) ireo coach rehetra ato !!

Tsy mitsahatra ny mikatsaka ny tsara indrindra ho anareo mpanjifa izahay, mampitombo fahaizana sy traikefa eo @ sehatry ny kotrana sy ny fahaizana misakafo ara-pahasalamana!!

Aza misalasala ary manantona ato CHTIgym Imerintsiatosika ambadiky ny ex-Magasin M raha mila fanazavana fanampiny!!

CHTI Gym d tsy mitsahatra manao ze mahafampo anareo sy zay anatratrarana ny tanjonareo πŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻No PainπŸ‘ŠπŸ»πŸ’ͺ🏻 No GainπŸ‘ŠπŸ»πŸ’ͺ🏻  Ravo...
12/06/2020

CHTI Gym d tsy mitsahatra manao ze mahafampo anareo sy zay anatratrarana ny tanjonareo πŸ’ͺ🏻πŸ’ͺ🏻
No PainπŸ‘ŠπŸ»πŸ’ͺ🏻 No GainπŸ‘ŠπŸ»πŸ’ͺ🏻

Ravo
Rafaliarilala
πŸ“· Ranto Rambeloson

No pain, No gain πŸ’ͺπŸ’ͺMila miaritra vao tonga @ tanjona 😁😊πŸ’ͺ
03/06/2020

No pain, No gain πŸ’ͺπŸ’ͺ

Mila miaritra vao tonga @ tanjona 😁😊πŸ’ͺ

Misokatra anio 23/05/2020 ny kotrana sport de combat sy Arts Martiaux ato . Koa @ ireto fotoana ireto no natokana ho an'...
23/05/2020

Misokatra anio 23/05/2020 ny kotrana sport de combat sy Arts Martiaux ato . Koa @ ireto fotoana ireto no natokana ho an'izany ao anatin'ny herinandro
Ny Alarobia -18h
Ny Sabotsy - 14h
Ny Alahady - 14h

Misaotra antsika hatrany ny fandaminana.
πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ

Misokatra  ofisialy ny salle rampitso Alakamisy 21 Mai 2020. Afaka mitohy ny kotrana πŸ’ͺπŸ’ͺ Miandry antsika ireo mpiandraiki...
20/05/2020

Misokatra ofisialy ny salle rampitso Alakamisy 21 Mai 2020. Afaka mitohy ny kotrana πŸ’ͺπŸ’ͺ
Miandry antsika ireo mpiandraikitra rehetra ato 😊
Dia mamerina ny fialan-tsiny t@ fikorontanana kely tamin'ny fotoana!! Mankasitraka antsika rehetra!!
CHTIgym!
Never give up!!
No pain No Gain!! πŸ’ͺπŸ’ͺ

Address

Lot VF 51 TER Tsenakely
Imerintsiatosika
112

Opening Hours

Monday 04:30 - 21:00
Tuesday 04:30 - 21:00
Wednesday 04:30 - 21:00
Thursday 04:30 - 21:00
Friday 04:30 - 21:00
Saturday 04:30 - 21:00
Sunday 04:30 - 21:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHTIgym posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share