Grenade FC Imerintsiatosika

Grenade FC Imerintsiatosika Le club de football de U9 à Séniors d'Imerintsiatosika. "Soin du corps pour forger l'Esprit"

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026📷 Sary nandritra ny tontolo andro farany tany Mahajanga ho an'ny ekipan'ny Gr**...
30/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

📷 Sary nandritra ny tontolo andro farany tany Mahajanga ho an'ny ekipan'ny Gr***de FC Imerintsiatosika tamin'ity fandraisana anjara tamin'ny ORANGE JANGA LABAOLY sy fialan-tsasatra 2026 ity.

Vita soaamantsara ny dia ka efa tonga soa ety Imerintsiatosika avokoa izy ireo androany Alahady.

-------------------------------------------------------------------------------



📷 Retour en images sur la dernière journée à Mahajanga avec l’équipe du Gr***de FC Imerintsiatosika lors de sa participation à l’ORANGE JANGA LABAOLY et de ses vacances 2026.

L’équipe est bien arrivée à Imerintsiatosika ce dimanche.



𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026📷 Toy izao ny fiainan'ireo ekipantsika sy ny Staff ary ny Coach rehetra any Mah...
29/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

📷 Toy izao ny fiainan'ireo ekipantsika sy ny Staff ary ny Coach rehetra any Mahajanga any.

Tsy ny baolina kitra ihany moa fa sady ao anaty fialan-tsasatra tanteraka izy ireo amin'izao.

🟡🔴 Mirary fialan-tsasatra ho azy ireo!

------------------------------------------------



📷 Un petit regard sur le quotidien de nos équipes, du Staff et des Coachs à Mahajanga.

Ce n’est pas que du football : ils sont aussi en pleines vacances en ce moment.



𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026📷 Sary nanamarika ny andro faharoa tany Mahajanga ho an'ny ekipantsika U17. Nis...
27/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

📷 Sary nanamarika ny andro faharoa tany Mahajanga ho an'ny ekipantsika U17.
Nisaraka ady sahala 0-0 ny roa tonta raha nihaona tamin'ny Kintana Football Académie

-----------------------------------------------

📷 Images du deuxième jour de nos U17 à Mahajanga.
Match nul 0-0 entre les deux équipes lors de la rencontre face à la Kintana Football Académie.

🟡🔴


𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026Anio amin'ny 7 ora maraina no hiatrika ny lalao fahatelo ho azy ny ekipantsika ...
27/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

Anio amin'ny 7 ora maraina no hiatrika ny lalao fahatelo ho azy ny ekipantsika sokajy U17 izay hiaona amin'ny Kintana Académie ao amin'ny Kianja Rabemananjara Mahajanga.

Orange Janga Labaoly U17

🗓️ 27 Août 2026

🕓 07H00

🆚 Kintana Académie

🏟 Terrain Rabemananjara

-----------------------------------------------

Aujourd'hui à 07h, notre équipe U17 jouera son troisième match face à Kintana Académie au Stade Rabemananjara à Mahajanga.

Orange Janga Labaoly U17

🗓️ 27 Août 2026

🕓 07H00

🆚 Kintana Académie

🏟 Terrain Rabemananjara



𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026📷 Sary tamin'ny andro voaloan'ireo ekipantsika teto Mahajanga. Tsy ny baolina i...
26/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

📷 Sary tamin'ny andro voaloan'ireo ekipantsika teto Mahajanga.
Tsy ny baolina ihany, fa nisy ihany koa ny fotoana nahafahan'ny ekipantsika sokajy U17 nitsidika ny tanàn'i Mahajanga. 🟡🔴

-----------------------------------------------

📷 Images de la première journée de nos équipes à Mahajanga.
Au-delà du terrain, nos U17 ont aussi profité pour découvrir la ville de Mahajanga. 🟡🔴


𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026Lavon'ny ekipan'ny US Pro Académie ny Gr***de FC Imerintsiatosika U17 nandritra...
25/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

Lavon'ny ekipan'ny US Pro Académie ny Gr***de FC Imerintsiatosika U17 nandritran'ny andro voaloany amin'ny ORANGE JANGA LABAOLY 2026.

🆁🅴🆂🆄🅻🆃🅰🆃 🅼🅰🆃🅲🅷
Gr***de FC Imerintsiatosika 1-6 US Pro Académie

-----------------------------------------------

Pour son premier match à l'ORANGE JANGA LABAOLY 2026, le Gr***de FC Imerintsiatosika U17 s'incline face à l'US Pro Académie.

🆁🅴🆂🆄🅻🆃🅰🆃 🅼🅰🆃🅲🅷
Gr***de FC Imerintsiatosika 1-6 US Pro Académie


𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026Anio no hiatrika ny lalao voaloany ny Gr***de FC Imerintsiatosika sokajy U17 an...
25/08/2026

𝐎𝐑𝐀𝐍𝐆𝐄 𝐉𝐀𝐍𝐆𝐀 𝐋𝐀𝐁𝐀𝐎𝐋𝐘 𝐔17 | MAHAJANGA 2026

Anio no hiatrika ny lalao voaloany ny Gr***de FC Imerintsiatosika sokajy U17 any amin'ny JANGA LABAOLY U17 izay atao any Mahajanga.

Ao anaty vondrona A no misy azy ireo ka ny US Pro no hifanandrina amin'ny amin'ny lalao voaloany.

Alefa Gr***de FC Imerintsiatosika.🟡🔴

-----------------------------------------------

Aujourd'hui, le Gr***de FC Imerintsiatosika catégorie U17 joue son premier match au TOURNOI JANGA LABAOLY U17 qui se déroule à Mahajanga.

Ils sont dans le Groupe A et affronteront l'US Pro pour leur premier match

Allez Gr***de FC Imerintsiatosika ! 🟡🔴



📷 Sary nandritran'ny fanazaran-tena omaly ho an'ny sokajy U9, U11 ary U13 teny amin'ny kianja Amboniatsimo. ❗Hiato mandr...
23/08/2026

📷 Sary nandritran'ny fanazaran-tena omaly ho an'ny sokajy U9, U11 ary U13 teny amin'ny kianja Amboniatsimo.

❗Hiato mandritran'ny herinandro ny fanazaran-tena ho an'ny sokajy rehetra ato amin'ny Gr***de FC Imerintsiatosika ary hiverina izany ny 02 Septambra 2026.

-----------------------------------------------

📷 Quelques images de la séance d'entraînement d'hier pour les catégories U9, U11 et U13 au terrain d'Amboniatsimo.

Il n'y aura pas d'entraînement cette semaine pour toutes les catégories.

🗓️ On se retrouve le 02 Septembre 2026 pour la reprise !



𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 & 𝐑𝐄́𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 | Saison 2026-2027Izahay Gr***de FC Imerintsiatosika dia mandray ankizy manomboka amin'ny 5...
21/08/2026

𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 & 𝐑𝐄́𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍 | Saison 2026-2027

Izahay Gr***de FC Imerintsiatosika dia mandray ankizy manomboka amin'ny 5 taona no miakatra.

Ho antsika Ray aman-dreny manam-paniriana hampiditra ny zanantsika ato aza dia manantona ny Birao ao Tsarafaritra Imerintsiatosika ampitan'ny Dentiste.

🏢 Bureau du Gr***de FC : Imerintsiatosika Tsarafaritra (en face du Dentiste)

📞 Téléphone : 034 41 928 42

-------------------------------------------------

Le Gr***de FC Imerintsiatosika ouvre ses portes aux jeunes talents dès 5 ans !

Parents, envie d'inscrire vos enfants ? Rejoignez l'aventure et venez nous rencontrer à notre bureau de Tsarafaritra Imerintsiatosika, juste en face du dentiste.

🏢 Bureau du Gr***de FC : Tsarafaritra Imerintsiatosika (en face du Dentiste)

📞 Téléphone : 034 41 928 42



𝐌𝐎𝐓𝐈𝐕𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍🟡🔴 La force d’une équipe, c’est la fraternité de ses guerriers.🔥
20/08/2026

𝐌𝐎𝐓𝐈𝐕𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍

🟡🔴 La force d’une équipe, c’est la fraternité de ses guerriers.🔥



Address

Tsarafaritra (En Face Du Dentiste)
Imerintsiatosika

Opening Hours

Monday 00:00 - 00:00
Wednesday 14:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00

Telephone

+261342849968

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grenade FC Imerintsiatosika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Grenade FC Imerintsiatosika:

Shortcuts

Share

Category