Kitran'Ihosy

Kitran'Ihosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kitran'Ihosy, Sport & recreation, STADE Tanambao, Ihosy.

Etoile rouge Ranotsara nahazo n'y championat régional Ihorombenefa rehefa Tonga n'y premier phase de navadika Etoile FCA...
07/08/2026

Etoile rouge Ranotsara nahazo n'y championat régional Ihorombenefa rehefa Tonga n'y premier phase de navadika Etoile FCA Ilakaka le izy
Tantara tena nisy nefa raha n'y adversaire de. afaka resen'ny sélection Ihosy mihitsy. de manao akory zany Ihorombe ve zany maivana f loniniky ereo handresy moa

Tokony ho Tonga maro ireo Ekipa handray anjara fa MBA efa tsisy droit d'engagement io afaka maneho ny maha izy azy daoly...
01/07/2026

Tokony ho Tonga maro ireo Ekipa handray anjara fa MBA efa tsisy droit d'engagement io afaka maneho ny maha izy azy daoly n'y Ekipa ato anatin'ity fifaninana ity
Misaotra ho An'ny Chef de Région

01/07/2026

Ovina le fotoana

NEWS???Aiza n'y tanora eto ihorombe sy ireo coatch matianina rehetra f handray vahiny ntsika am'io
05/05/2026

NEWS???
Aiza n'y tanora eto ihorombe sy ireo coatch matianina rehetra f handray vahiny ntsika am'io

Classement provisoir
24/03/2026

Classement provisoir

Résultat J2
24/03/2026

Résultat J2

Mandray fiara-miasa fona n'y kitan'Ihosy raha vao resaka foot ho an'ekipa AVY eto antananaMirarisoa ho an'ny ekipa mavit...
22/03/2026

Mandray fiara-miasa fona n'y kitan'Ihosy raha vao resaka foot ho an'ekipa AVY eto antanana
Mirarisoa ho an'ny ekipa mavitrika

Résultat U14
21/03/2026

Résultat U14

J1 tournoi coupe ondry3 foot à 7Mbola mitohy n'y lalao rampitso à 13hTongava maro
21/03/2026

J1 tournoi coupe ondry3 foot à 7
Mbola mitohy n'y lalao rampitso à 13h
Tongava maro

Tongava Maro fa sambasamban-draha toy manantena n'y fahatongantsika maro ho raisina ny adidy MBA fampandrosoana ny foot ...
20/03/2026

Tongava Maro fa sambasamban-draha toy manantena n'y fahatongantsika maro ho raisina ny adidy MBA fampandrosoana ny foot ETO ihosy hoy ny mikarakara

Address

STADE Tanambao
Ihosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitran'Ihosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share