Tanjak'aina fitness club

Tanjak'aina fitness club salle de fitness et musculation, nutrition

Tongava re tongava re
09/05/2024

Tongava re tongava re

Rehefa amin'ny fotoana hoe tsy Salama iny vao tena tsaroana hoeHARENA SAROBIDY NY FAHASALAMANA,SAMBATRA IREO SALAMADia h...
25/10/2023

Rehefa amin'ny fotoana hoe tsy Salama iny vao tena tsaroana hoe

HARENA SAROBIDY NY FAHASALAMANA,SAMBATRA IREO SALAMA

Dia hoy Aho hoe dieny mbola Salama Dia tandrovy ny fahasalamana

Kolokoloy ny vatana ho Salama lalandava

Vahaolana hanampy anao hananana vatana Salama

Sakafo arapahasalamana foana no ohanina. Misy ireto singa ireto gliosida, protida, lipida.

Misotro rano ampy ny vatana, tsara raha afatra mihintsy mandrapaha zatra. Sotroina am antonony mandritra ny tontolo andro.

Ataovy ampy ny torimaso.

Mizara mifoka rivotra madio isamaraina ohatra.

Ataovy mifandanja ny asa saina sy ny asa vatana.
Manaova fanatanjahantena.
Tsy hoe efa reraka miasa bureau Dia tsy ilaina intsony ny mandreratena manao sport fa tena mifameno ireo.
Ary andramo anie fa hitanao ny fisamihafany e

05/10/2023

Akora natoraly
Vovoka zavamaniry
No anaovana ny thé vert minceur et détox ntsika
Ireto Ary ny tombontsoa azo avy amin'nyfisoteoana azy

04/10/2023

Hoantsika mitady cardio maivamaivana .afaka hoe tapis de course irery ihany no ataonao

Isika mitady cardio lavalava ihany koa,
Afaka hoe manao tapis de course aloha avieo tohizana cardiofitness

Azo atao tsara ihany koa ny manafana kely amin'ny tapis mialohan'ny hirosoana amin'ny musculation. Aza atao ambaninjavatra ny échauffement

Misokatra hoantsika foana ny Tanjak'aina fitness club eny ampamakiambato enceinte le martin pêcheur

Ny alatsinainy hatramin'ny asabotsy
Amin'ny 6 Ora maraina hatramin'ny 7 Ora hariva

Tandremo an!!!!Fiheverana diso ilay hoe miletra LEGUUUUUMES bobaka bé rehefa manao rezzzume rezzzime reuzume régime an!!...
13/09/2023

Tandremo an!!!!

Fiheverana diso ilay hoe miletra

LEGUUUUUMES

bobaka bé rehefa manao rezzzume
rezzzime
reuzume
régime an!!!!

Lesona faharoaFEHEZO NY SIRAMAMYVoadinikao vé fa misy fotoana toa reraka tampoka izany rehefa avy misakafo, ieny mahatsi...
12/09/2023

Lesona faharoa
FEHEZO NY SIRAMAMY

Voadinikao vé fa misy fotoana toa reraka tampoka izany rehefa avy misakafo, ieny mahatsiaro reradava ianao ( saika ho isan'andro. Misy Antony ao)
Ary ilay mila hatory ampitoerana vao voky ny kibo

Fantaro Ary fa rehefa miseho ireto Dia ity no Antony, tafahoatra loatra ny tahan'ny siramamy ao amin'ny sakafonao . Miakatra ny insuline noho izany , izay mahatonga ilay havizanana sy torimaso

Hiresaka kely momba ny siramamy sy ny zavamamy isika amin'ity herinandro ityIreo TOMBOTSOA amin'ny fihefehazana ny zava-...
11/09/2023

Hiresaka kely momba ny siramamy sy ny zavamamy isika amin'ity herinandro ity

Ireo TOMBOTSOA amin'ny fihefehazana ny zava-mamy no marimarona kokoa

TOMBOTSOA voalohany:
Le sucre appel le sucre

Fantantsika vé fa rehefa mihinana zavamamy isika Dia miakatra ambony ny tahan'ny glycemie ao amin'ny vatantsika?? ( hyperglycémie) . Miakatra avo Dia avo ny famoronana insuline EO ka
Arahina fidinana ambany Dia Ambany ny tahan'ny glycemie izany avieo ( hypoglycemie).
Mahatsiaro ho tsy ampy siramamy EO ny vatantsika
Ka rehefa izany Dia miantso ny vatantsika hisakafo mamy indray hameno ny banga Dia mihodikodina manao boribory V ...
EO foana ilay filana

TOMBOTSOA zaraiko aminao androany Dia hoe raha tsy te ho noana lava, te hamehy ny tsakotsako Dia fero ny zavamamy ampidirina ao ambava
Cfm Tanjak'Aina

Miarahaba antsika eNahasitraka fialantsasatra daholo eee 🏖️🏝️🏕️🏞️Tonga indray ny fidirana, hoan ankizy mpanao danse ato ...
05/09/2023

Miarahaba antsika e
Nahasitraka fialantsasatra daholo eee 🏖️🏝️🏕️🏞️

Tonga indray ny fidirana, hoan ankizy mpanao danse ato aminay moa Dia efa tsy mahandry fidirana mihintsy, antenaina fa tsy latsadanja izany hianareo

Misokatra manomboka rampitso " Alarobia 06 septembre 2023 " ny fisoratana anarana ho an'ny taom-pianarana 2023-2024

Fidirana ho an'ny taom-pianarana 2023-2024 kosa dia ny
👉Asabotsy 09 septembre 2023

Misy classe 2 ny école de danse manomboka ity taona ity

Classe A hisy ireo ankizy vao hanomboka rehetra, sy ireo ankizy efa taloha latsakin'ny 8 taona ka mbola somary Mila fanohanana kely

Classe B kosa ireo 8 taona noho miakatra

Toerana tsy miova fa ety am Martin pêcheur ampamakiambato ihany🏤🏤

Aza misalasala ary manantona mivatana na manontany ny andinindininy na ao amin'ny "mp" na amin'ny "appel" 032 05.665 19 na 034 57 615 69

Tongatongava daholo rankizy a

Tonga indray ny taompianarana vaovaoAnisan'ny mampiavaka ny Tanjak'aina karaté kids ny fanarahany taompianarana ka midit...
30/08/2023

Tonga indray ny taompianarana vaovao
Anisan'ny mampiavaka ny Tanjak'aina karaté kids ny fanarahany taompianarana ka miditra miaraka amin'ny fidiran'ny mpianatra isika
Taniketsa ny karaté Tanjak'aina

Ka isika izay Liana mananjanaka 4 taona hatramin'ny 12 taona Dia tongava fa raisinay antanandroa

2 sept izao no fidirana

Afaka manantona ny Tanjak'aina fitness club isan'andro amin'ny 7 Ora hatramin'ny 19h raha Mila fanazavana fanampiny sy hanao inscription

Address

Enceinte Le Martin Pêcheur, Ampamakiambato
Fort-Dauphin
614

Opening Hours

Monday 08:30 - 19:01
Tuesday 08:30 - 19:00
Wednesday 08:30 - 19:00
Thursday 08:30 - 19:00
Friday 08:30 - 19:00
Saturday 08:30 - 18:00

Telephone

+261345761559

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanjak'aina fitness club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share