02/12/2020
Miarahaba ny UBS rehetra eto @ ôratorio DBosco! Ilazana isika fa efa misokatra ny fanazaran_tena( entrainment) izay fanaon_tsika isakin'ny asabotsy manomboka @11.30 atoandro! ilazana iany ko isika izay maniry hiditra ao anatin'ny club fa misy fandraisana ! mifampilaza !