Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy

Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy Nous sommes un Club de Rugby à Fianarantsoa

Mandeha fona ny kotrana na Lahady ary 🫡🏉🔥
15/02/2026

Mandeha fona ny kotrana na Lahady ary 🫡🏉🔥

Miarahaba ny mpilalao sy ny mbola mikasa hiditra hilalao Rugby fa efa manomboka ny fanazaran-tena eo eo Ambatomena isaki...
09/02/2026

Miarahaba ny mpilalao sy ny mbola mikasa hiditra hilalao Rugby fa efa manomboka ny fanazaran-tena eo eo Ambatomena isakin’ny Alarobia sy sabotsy amin’ny 12ora atoandro ary ny Alahady amin’ny 10ora maraina. Entano ny namana 🏉
🏉🔥

Tsiky2 vita entraînement 😅💪🏼
03/06/2023

Tsiky2 vita entraînement 😅💪🏼

Famille RCF ❤️
27/05/2023

Famille RCF ❤️

Mankasitraka hatrany amin’ny fanohànana 🤝
26/05/2023

Mankasitraka hatrany amin’ny fanohànana 🤝

🏅 Victoire face à Ambositra Le 14 Mai (Extérieur)   33-07 🔥💪🏼Misaotra ho anareo tsy mitsahatra manampy anay hatrany 💪🏼🙏 ...
23/05/2023

🏅 Victoire face à Ambositra Le 14 Mai (Extérieur)
33-07 🔥💪🏼
Misaotra ho anareo tsy mitsahatra manampy anay hatrany 💪🏼🙏




Sy ianareo tsy voatanisa 🥰 Manantena anareo hatrany 🤝

Lalao teny Anosy farany volana Mars teo 🏈💪
05/04/2023

Lalao teny Anosy farany volana Mars teo 🏈💪

07/12/2022

Akom-baovao farany tamin'ny Lalao nihaonana tamin'ny Ihosy
Isaorana ireo mpiara-miasa
N'y mpanohana

Amin'ny "Match" manaraka indray mihaona 🤗🇲🇬
Mankasitraka anareo rehetra 💪🤝

🏅🏈Fandresena 40-14 no niafarany lalao ara-piralahiana 🤝 miverina izay nihaonana tamin'ny Rugby Club Ihosy ny alahady 27 ...
28/11/2022

🏅🏈Fandresena 40-14 no niafarany lalao ara-piralahiana 🤝 miverina izay nihaonana tamin'ny Rugby Club Ihosy ny alahady 27 Novembre 2022🎉

Isaorana manokana ny Secrétaire Général ny Faritra Matsiatra Ambony sy Madame la Directrice ny "Direction Régionale du Jeunesse et Sports" izay nanatrika sy manohana hatrany Ary nanome vononahitra ny lalao 🙏

Isaorana ihany koa ianareo rehetra izay nanatrika (Spectateurs) 🤝

Lalao ara-piralahiana 🤝izay hifan-donana 🏈 amin'ny Ihosy ny alahady 27Novembre ho avy izao ka Anentananana Antsika rehet...
24/11/2022

Lalao ara-piralahiana 🤝izay hifan-donana 🏈 amin'ny Ihosy ny alahady 27Novembre ho avy izao ka Anentananana Antsika rehetra ho Tonga Maro 🙏.
Nb: Tsisy vidi-pidirana 😉

🎉Nitondra fandresena 25 - 05 ny R.C.F raha nifandona tamin'ny R.C.I na ny Rugby Club d'Ihorombe ny 16 Octobre 2022 . Lal...
16/10/2022

🎉Nitondra fandresena 25 - 05 ny R.C.F raha nifandona tamin'ny R.C.I na ny Rugby Club d'Ihorombe ny 16 Octobre 2022 . Lalao ara-piralahiana izay natao tany Ihosy.

💯 Mankasitraka anareo rehetra izay tsy mitsahatra manohana anay hatrany 🙏 .

Address

Madagasacr
Fianarantsoa
301

Telephone

+261345651252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category