03/10/2026
🔥🏆 TSARAOFANA — MITOHY NY TANTARA! 🖤💛
Tsy mbola vita ny ady, mbola lavitra ny lalana! 💪⚽ Vonona ny ekipa, velona ny fanantenana, ary mitohy ny fikatsahana ny tanjona.
🔥 RDV EN 1/4 DE FINALE !
MANOFISA DIA TANTARAO. 🖤💛