Akon'Ambatomena

Akon'Ambatomena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akon'Ambatomena, Fianarantsoa.

⏳ Toizao indray ny calendrier journée 4AKO x FJR 13h 🕐Paff :2000ar 🌟 Andao rah sahy ✊
06/05/2023

⏳ Toizao indray ny calendrier journée 4
AKO x FJR

13h 🕐
Paff :2000ar
🌟 Andao rah sahy ✊

LFBHM I 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞𝐞 𝐈𝐕
Ireo fandaharan-dalao Sabotsy sy Alahady .

Aiza indray ny lalao hitanao fa hiady?
Tongava tohano ny kitra eto antanana.
📸 Mikaia Tovolahy

🔰 Prochaine Match jour 3 🕐Samedi 29 Avril➕ IVOAMBA no adversaire tsika manaraka 🕐13h stade moderne Ampasambazaha⏳ Tongav...
27/04/2023

🔰 Prochaine Match jour 3

🕐Samedi 29 Avril

➕ IVOAMBA no adversaire tsika manaraka
🕐13h stade moderne Ampasambazaha

⏳ Tongava maro hanotrona ny Équipe tsika

📷 Mikaia Tovolahy 📷
24/04/2023

📷 Mikaia Tovolahy 📷

⌛FT: 3 but à 1➖ Niady tanteraka ny lalao fa tsy ampy concentration kely tsika raha nitarika 1 noho 0 première mi-temps
23/04/2023

⌛FT: 3 but à 1

➖ Niady tanteraka ny lalao fa tsy ampy concentration kely tsika raha nitarika 1 noho 0 première mi-temps

LFBHM Andro 2 /tapany Faharoa
Voka-dalao
🔽VAS Y BOAIKELY 3🆚 1 AKON'AMBATOMENA
☑️Tojo⚽ Vini ⚽⚽ /Ako⚽
🔽RELAIS Sport 2 🆚 0 COSPN
☑️Achille ⚽ Brucha⚽

Nandresy daholo aloha ireo efa zatra Diviziona voalohany teto🤣

Miarahaba atsika rehetra indray eh  👏 ⏩ Ao  anatin'ny fifaninanana ny  ho tompondaka NY faritra mahatsiatra ambony isika...
21/04/2023

Miarahaba atsika rehetra indray eh 👏

⏩ Ao anatin'ny fifaninanana ny ho tompondaka NY faritra mahatsiatra ambony isika izao
🔴 Efa miditra andro faha 2 itsika izay hiaonana amin'ny Vas-y Boaikely
▶Amin'ny alahady atoandro ary ny fotoana tsika 🕚
➡ Paf : 2000ar

⬆Tongava maro hanotrona NY ekipatsika ary eh

Rahampitso ny fotoana ny @ andro faha-7❤️Alefa Ako ⚽️
22/04/2022

Rahampitso ny fotoana ny @ andro faha-7

❤️Alefa Ako ⚽️

🔰 LFHM Journée 7

Mitohy hatrany ihany koa ny fiadina ny amboaran'ny Ligy Matsiatra ambony ; ka toy izao ny lalao hatao ny faran'ny herinandro.

Vokatra tamin’ny andro faha efatra
03/04/2022

Vokatra tamin’ny andro faha efatra

🔰 Resultat des matchs LFHM journeé 4

Nivoka mpandresy tamn’ny isa 3-1 isika nanolohana ny Précis Sport 🎉Niady dia niady tokoa ny lalao, ary nanome izay rehet...
26/03/2022

Nivoka mpandresy tamn’ny isa 3-1 isika nanolohana ny Précis Sport 🎉

Niady dia niady tokoa ny lalao, ary nanome izay rehetra tany aminy ny mpilalao antsika !

❤️⚽️

21/03/2022

🔷🔷🔷 RESULTAT LFHM Journée 2 🔷🔷🔷
Toy izao ny vokatra nandritra ny andro faha-2 ny fiadina by amboaran'ny Ligy Matsiatra ambony; lalao natao ny 19-20 Mars .

Niditra tamn’ny andro faharoa ny lalao fifaninana kitra eto Matsiatra Ambony 🏟Nisaraka ady sahala 1-1 kosa isika nanoloh...
21/03/2022

Niditra tamn’ny andro faharoa ny lalao fifaninana kitra eto Matsiatra Ambony 🏟

Nisaraka ady sahala 1-1 kosa isika nanolohana ny Fomela club 😅 natao tany Ambalavao

🖇Marihina moa fa efa somary nanarina ireo lesoka t@andro voalohany ary efa miditra tsikelikely @ fifaninana ny boaykely raha somary vao nanavao

❤️⚽️

Lalao anio 19 Juin 2021 🗓13h 🕐 : VAS-Y Boaikely 🆚 AKON’AMBATOMENA 📍 stade moderne Ampasambazaha 🏟
19/06/2021

Lalao anio 19 Juin 2021 🗓

13h 🕐 :

VAS-Y Boaikely 🆚 AKON’AMBATOMENA

📍 stade moderne Ampasambazaha 🏟

Address

Fianarantsoa

Telephone

261346996317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon'Ambatomena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share