Union Sportive Paositra / MPTDN 301

Union Sportive Paositra / MPTDN 301 Seraseran'ny Kitra 301

26/10/2025

Hoan'ireo hanao test LUNDI A 11H TERRAIN AMBATOMENA

MIDITRA MP AZAFADY

25/10/2025

RECRUTEMENT DES NOUVEAX JOUEURS.
VEUILLEZ CONTACTER SUR MP

FLAVIO|NUMÉRO 4❤️⚽Mpilalao zandriny indrindra ato amin'ny US POSTE, izay vao 15 taona monja anefa dia efa antokisan'ny m...
19/10/2025

FLAVIO|NUMÉRO 4❤️⚽
Mpilalao zandriny indrindra ato amin'ny US POSTE, izay vao 15 taona monja anefa dia efa antokisan'ny mpanazatra sahady(Titulaire indiscutable) nandritra iny Championnat iny.

Manam-batana ary hita fa manana talenta azo trandrahina sahady ao amin'ny vodilaharana ankavia ao.

Alefa Flavio❤️🙏

US POSTE|❤️⚽"Nahafinaritra anay loatra ny lalao nataonareo".Toujours vers à l'avant🤝
19/10/2025

US POSTE|❤️⚽
"Nahafinaritra anay loatra ny lalao nataonareo".

Toujours vers à l'avant🤝

15/10/2025

ANDAO INDRAY ARY E.
TONGAVA MANOHANA NY EKIPATSIKA.

⚽FINALE CHAMPIONNAT SECTION VOHIBATO⚽❤️🔖US POSTE Vs AJSM Mahasoabe📅Samedi 18 Octobre 2025🏟️STADE MODERNE AMPASAMBAZAHAAT...
14/10/2025

⚽FINALE CHAMPIONNAT SECTION VOHIBATO⚽❤️

🔖US POSTE Vs AJSM Mahasoabe
📅Samedi 18 Octobre 2025
🏟️STADE MODERNE AMPASAMBAZAHA

ATAONAY MILAY ❤️⚽
MANORATÀ TANTARA⚽❤️

Notre équipe a affronté Hier l'AINGAVAO FC d'Ambalavao en demi-finale.et on s'est imposée sur le score de 2 à 0 ( doublé...
12/10/2025

Notre équipe a affronté Hier l'AINGAVAO FC d'Ambalavao en demi-finale.et on s'est imposée sur le score de 2 à 0 ( doublé de BENZ )
🔖 La finale se jouera contre l'AJCM Mahasoabe le samedi prochain au stade moderne Ampasambazaha 🏟️, et nous invitons tous les supporters de Fianarantsoa. 🙏
Nous tenons à remercier tous ceux qui ont toujours soutenu l'équipe US POSTE.❤️⚽

Credit photFoot Fianaraara

XI STARTING US POSTE⚽🙏Demi-finale⚽❤️🙏Ataonay Milay dia Manoratà tantara 🙏❤️⚽
11/10/2025

XI STARTING US POSTE⚽🙏
Demi-finale⚽❤️🙏

Ataonay Milay dia Manoratà tantara 🙏❤️⚽

08/10/2025

TONGAVA MARO MANOHANA NY EKIPA.
⚽ALEFA PAOSITRA ⚽
👉ATAOVY MILAY👈

DEMI-FINALE SECTION VOHIBATO🔖Samedi 11 Octobre 2025🎗️US POSTE Vs AINGAVAO🏟️STADE MODERNE AMPASAMBAZAHAMANORATÀ TANTARA ⚽
06/10/2025

DEMI-FINALE SECTION VOHIBATO

🔖Samedi 11 Octobre 2025
🎗️US POSTE Vs AINGAVAO
🏟️STADE MODERNE AMPASAMBAZAHA

MANORATÀ TANTARA ⚽

Mirary Alahady mahafinaritra🙏❤️Union Sportive Paositra / MPTDN 301
05/10/2025

Mirary Alahady mahafinaritra🙏❤️

Union Sportive Paositra / MPTDN 301

28/09/2025

US POSTE en DEMI-FINALE🙏❤️

ATAOVY MILAY DIAMANORATA TANTARA⚽💪

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261344299647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Union Sportive Paositra / MPTDN 301 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share