Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra

Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra Aina vao hoan'ny "Athlétes" eto amin'ny faritra Matsiatra Ambony (Fianarantsoa)

👌👍
09/12/2021

👌👍

Mankasitraka indrindra Ramatoa filoha amboninahitra ny athlétisme eto Madagasikara sy ireo délégation niaraka taminy tam...
01/12/2021

Mankasitraka indrindra Ramatoa filoha amboninahitra ny athlétisme eto Madagasikara sy ireo délégation niaraka taminy tamin'ny famangiana ny taty am faritra Matsiatra ambony izay natao tamin'ny Alahady 28 Novembre lasa teo,
Manantena izahay fa mbola ho tonga eo am toeranao ianao amin'ny fifidianana izay hatao ny 05/12/2021

Tontosa ny asabotsy 06/11/2021 ny fifidianana liste mandrafitra ny biraon'ny ligue Athlétisme eto Mahatsiatra Ambony ka ...
07/11/2021

Tontosa ny asabotsy 06/11/2021 ny fifidianana liste mandrafitra ny biraon'ny ligue Athlétisme eto Mahatsiatra Ambony ka "candidat" roa no nifaninana tamin'izany
Ny candidat N°02 no lany handrafitra ny ligue izay tarihin'ny Présidente RAHASINERA Zafindriaka Abeline
"Aina vao hoan'ny Athlétes eto Mahatsiatra Ambony"

Address

Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261345001018

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra:

Share

Category