13/04/2021
⚽⚽⚽CHAMPIONNAT REGIONAL 2eme DIVISION HAUTE MATSIATRA, SITE AMBALAVAO ⚽⚽⚽.
SECTION VOHIBATO, Commune TALATA AMPANO.
ZANDRY GASY SPORT #
Famintinana ny match 5 izay notanterahina tany @ Section Ambalavao.
***1ere journée:
ZANDRY GASY SPORT 2 - 2 OFMATA
***2eme journée :
ZANDRY GASY SPORT 2 - 3 TMB BERAVINA
***3eme journée:
ZANDRY GASY SPORT 4 - 1 FC3A
***4eme journée :
ZANDRY GASY SPORT 3 - 2 USCA ANJOMA
***5eme journée:
ZANDRY GASY SPORT 2 - 1 B. STAR BESOA
Izahay dia maneho fisaorana manokana ireto nanampy anay ireto:
- Association Angady Mada
- Parc Soafaniry
- Delegué VOHIBATO, Jeunesse et sport
- Zanaka ampielezana Talata Ampano
- Mr le Maire RAMANATSALAMA FIDEL
- Docteur eto Talata Ampano, Dr SATA
- Mr ADRIEN lehiben'ny fampianarana eny Mahazengy.
- Maitre kung-fu, Maitre NASANDRATRA
- Ny vahoaka Talata Ampano izay nangatahana fanampiana.
- Ireo membres STAFF rehetra :
*President RANDRASANA
*Mr DAMAMY
*Mr DONNA
*Mr ROGER
*Mr BRUNO
*Mr RALODY
*Mr NAJAINA
*Mr SITRAKA
*MAITRE NAINA sy Mr Zazà Amb/vao
*Mr le DEE Amb/vao (resp. Sakafo)
- ireo olona izay tsy mety lazaina eto.
- Ianareo JOUEURS rehetra
- Isika mpankafy sy mpanohana rehetra.
Misaotra antsika aby fa dia afapo ny tanora, ary ny tanjona dia mba hanova ny tantaran'ny Talata Ampano sy ny Vohibato hampiakatra avo ny lanjan'ny baolina kitra eto @ SECTION VOHIBATO.
Miroso sy miezaka hatrany izahay dia manantena hatrany ny fiarahamiasantsika sy ny fanohanana ny ekipantsika.
Mbola hiatrika ny lalao ampahefandalana izahay fa miandry ny fandaharampotoana avy @ ligue. Marihina fa raha tafiakatra eo dia lasa ambony izany hoe 1ere DIVISION LIGUE HAUTE MATSIATRA. Ny lalao moa dia misy ny resy ary misy ny mpandresy, Tohano ny antsika Raona.
💪⚽⚽⚽ GASY SPORT # ⚽⚽⚽💪
👉👉👉DISCIPLINE = RESULTAT👈👈👈