Foot Fianara

Foot Fianara Tous les actualités du Football à Fianarantsoa
📷M-Nat Junior
📞0349313242
(1)

Raha somary nisy fihatoana kely ny fifaninana " Championnat de la Ville D2 " teo dia efa miverina indray ny fifaninana, ...
30/08/2026

Raha somary nisy fihatoana kely ny fifaninana " Championnat de la Ville D2 " teo dia efa miverina indray ny fifaninana, ka miditra amin'ny Andro faha-7 izao.

💧
17/08/2026

💧

Ajesai 💪
16/08/2026

Ajesai 💪

Misandratra Football Club 💪
16/08/2026

Misandratra Football Club 💪

🫡Ndao atao ao amin'ny " Commentaire " ny fahitan'tsika ny fitsarana eto an-tanana👉 Go[ Sary fanehoana ]
16/08/2026

🫡

Ndao atao ao amin'ny " Commentaire " ny fahitan'tsika ny fitsarana eto an-tanana👉 Go

[ Sary fanehoana ]

🔸CHAMPIONNAT DE LA VILLE D2 Mitohy hatrany ny fifaninana,  ary efa andro faha-6 izao💪❌ Fa anisan'ny mampikaikaika an'ny ...
16/08/2026

🔸CHAMPIONNAT DE LA VILLE D2

Mitohy hatrany ny fifaninana, ary efa andro faha-6 izao💪

❌ Fa anisan'ny mampikaikaika an'ny mpijery na ny mpilalao ny tsy fahaiza-manao ataon'ny Mpitsara eto Fianarantsoa tato ho ato, Misy an'zany hoe Mpitsara Manopa zany avy ao, Tsy mahita tsara sy ny sisa tsy voatanisa ( Raha tsy mino dia ndao hijery bol dia mahita 😏 ), ka anisan'ny mampihena ny mpijery baolina izany .

{ Sary fanehoana : AJESAI # TAFARAY CITY }

🔸 Fifaninana Nasionaly Sokajy Vehivavy Tsara hatreto ny vokatra, Nibata fandresena ny ASCUF nanoloana ny ekipa COSFA ( 4...
05/08/2026

🔸 Fifaninana Nasionaly Sokajy Vehivavy

Tsara hatreto ny vokatra, Nibata fandresena ny ASCUF nanoloana ny ekipa COSFA ( 4 - 0 ) , ary toy izany koa ny JSA TSARAFIDY nandresy ny ekipa AMFC avy any Mahajanga ( 1 - 0 )

🔸Division 2 NATIONALE Nanomboka anio ny andro voalohan'ny fifaninana, ary nibata ny fandresena ny COSPN 5 Fianarantsoa 💪...
05/08/2026

🔸Division 2 NATIONALE

Nanomboka anio ny andro voalohan'ny fifaninana, ary nibata ny fandresena ny COSPN 5 Fianarantsoa 💪 Solotenan'ny Faritra raha nihaona tamin'ny BLACK STAR Amoron'ny Mania tamin'ny isa 5 noho ny 1 baolina 4 nampidirin'i Achille.

Ny lalao mo dia atao any Tsiroanomandidy.

Tohizo hatrany 💪 Araho hatrany ihany koa ny pejin'ny COSPN 5 hanarahantsika ny vaovao any.

💪📷 Denis Da Niella Randriamalala
03/08/2026

💪

📷 Denis Da Niella Randriamalala

US Poste 💪📷 Denis Da Niella Randriamalala
03/08/2026

US Poste 💪

📷 Denis Da Niella Randriamalala

Address

Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foot Fianara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Foot Fianara:

Shortcuts

Share