Zanakala FC HM

Zanakala FC HM HAUTE MATSIATRA

Fikambanan’ny zanaky Betsileo ..  Zanakala-Soanala 306  TAHIO Gn'ategna  avy any aminy faritra antsimo antsinanana - Mat...
20/02/2026

Fikambanan’ny zanaky Betsileo ..
Zanakala
-Soanala 306
TAHIO Gn'ategna avy any aminy faritra antsimo antsinanana
- Matsiatra ambony
- Amoron’i Mania
Nanolotra Vary 7 tonnes hoan''ny Malagasy mpiray tanindrazana eto Tamatave.
Mamy Forest

πŸ™πŸ™Tantely amam-bahona ny fiainana. Namoy ny Reniny omaly i Antonio latΓ©ral gauche n’i Barea.Vita finale androany vao nam...
30/08/2025

πŸ™πŸ™Tantely amam-bahona ny fiainana. Namoy ny Reniny omaly i Antonio latΓ©ral gauche n’i Barea.
Vita finale androany vao nampahafantarina an’azy ny vaovao ratsy.
Eto dia mirary fihononana feno hoan’i Antonio sy ny fianakaviany.
Courage zandry Malala.πŸ˜ͺπŸ˜ͺ

NJAKA. dit DafraIzay efa tsy zoviana amin'ny maro intsony, fa isan'ireo mpanafika tao amin'ny ilany Ankavanana , izay no...
29/08/2025

NJAKA. dit Dafra
Izay efa tsy zoviana amin'ny maro intsony, fa isan'ireo mpanafika tao amin'ny ilany Ankavanana , izay novolavolaina tato amin'ny Zanakala FC HM .
Hanainga amin'izao ora izao ety IVATO Antananarivo hihazo ny Nosy rahavavy ao Seychelles ny lehilahy, izay hilalao ao amin'ny Club FC TIGERS.
Mirary soa hoazy mba horeharehan'ny Malagasy rehetra πŸ‡²πŸ‡¬

1/2 Final CHAN 2024Anio Talata 26 Aogositra 2025 Γ  17h30BAREA vs SOUDAN Alefa Barea πŸ‡²πŸ‡¬
26/08/2025

1/2 Final CHAN 2024
Anio Talata 26 Aogositra 2025 Γ  17h30
BAREA vs SOUDAN
Alefa Barea πŸ‡²πŸ‡¬

Nanainga anio ireo mahery fo ntsika,hiaro ny voninahim-pirenena.Mirary soa hoazy 3 mirahalahyClaude - Gone - Berni izay ...
28/07/2025

Nanainga anio ireo mahery fo ntsika,hiaro ny voninahim-pirenena.
Mirary soa hoazy 3 mirahalahy
Claude - Gone - Berni izay novolavolaina tato amin"ny Club Zanakala FC HM .

⚫Amin'alahelo lehibe no ampahafantarana antsika ny fahalasan'i π‘π€π™π€π…πˆππƒπ‘π€ππ„ π…π«πžππžπ«π’πœπ€ (Derick). Mpilalao tao amin’i COST...
04/06/2025

⚫Amin'alahelo lehibe no ampahafantarana antsika ny fahalasan'i π‘π€π™π€π…πˆππƒπ‘π€ππ„ π…π«πžππžπ«π’πœπ€ (Derick).
Mpilalao tao amin’i COSTM Tulear (Attaquant) no natsoiny PDG ny ZANAKALA hiaro ny Voninahitr'i HAUTE MATSIATRA teo amin'ny Fiadiana ny tompondaka ny Madagasikara (Pro League) taona 2019,ary niandraikitra ny asa Lohalaharana tato amin'ny Klioba Zanakala FC HM .Efa nandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy i Derick. Efa nandray anjara niaro ny voninahitr' i Madagasikara tamin’ny COSAFA CUP. Izy ihany koa no meilleur butteur Telma coupe de Madagascar 2020
Ny Groupe dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo akaiky azy rehetra.
Mandria Am-piadanana Derick

GRAND TOURNOI ZANAKALA U2510Γ¨me Anniversaire Zanakala FC HM πŸ“Œ Ny talata 15 Aprily 2025 hoavy izao no fara-fisoratana ana...
08/04/2025

GRAND TOURNOI ZANAKALA U25
10Γ¨me Anniversaire Zanakala FC HM
πŸ“Œ Ny talata 15 Aprily 2025 hoavy izao no fara-fisoratana anarana,ary fara-fandoavana ny droit d'engagement.
πŸ“Œ Aminio fotoana io ihany koa no hanatanterahana ny Tirage au Sort hoan'ireo izay nahafeno ny fepetra.
Toerana : Stade Ampasambazaha Salle 17 Γ  14h30.
Team viking - Anjarasoa Tea Longo - TAHIO Gn'ategna - Zanakala

Misokatra hoan-tsika rehetra ny fandraisana mpilalao.Salan-taona 15 ka hatramin'ny 23 taona.Sokajy Lahy sy Vavy Antsoy m...
25/03/2025

Misokatra hoan-tsika rehetra ny fandraisana mpilalao.
Salan-taona 15 ka hatramin'ny 23 taona.
Sokajy Lahy sy Vavy
Antsoy mivantana ny 0349614830.

10Γ¨me Anniversaire Zanakala Football Grand Tournoi ZANAKALA.πŸ’š Maro ianareo no nametraka fanontaniana ato amin'ny Pejy di...
15/03/2025

10Γ¨me Anniversaire Zanakala Football
Grand Tournoi ZANAKALA.
πŸ’š Maro ianareo no nametraka fanontaniana ato amin'ny Pejy dia hovaliana eto daholo :
πŸ“Œ Misokatra hoan'ny Tanora 25 taona(Taona 2000) no midina ny Fifaninana; Afaka mandray anjara ny Club ,ny Sekoly,indrindra isika eny anivon'ny FOKONTANY sns...
πŸ“Œ Droit d'engagement : 100 000 Ar
πŸ“Œ Hoentohan'ny Zanakala izay tarihan'ny Filoha PDG Mamindraibe daholo ny MAILLOT COMPLET sy ny BAOLINA ,hoan'ireo mpandray anjara rehetra tsy ankanavaka.
πŸ“Œ Ny talata 18 Mars 2025 hoavy izao ny fara-fisoratana anarana,ao amin'ny Stade Moderne Ampasambazaha Salle 17 @ 2H tolak'andro.
πŸ“Œ Infoline : 034 67 188 64
Team viking - Anjarasoa Tea Longo - TAHIO Gn'ategna - Zanakala - MATSIATRA SPORTS - Radio Feon'i Fianar 2025 RFF 101.6 FM

Grand Tournoi zAnAkAlA u25Ny Talata 18 Marsa 2025 hoavy izao ny Fara - Fisoratana anarana eny amin'ny Stade Ampasambazah...
14/03/2025

Grand Tournoi zAnAkAlA u25
Ny Talata 18 Marsa 2025 hoavy izao ny Fara - Fisoratana anarana eny amin'ny Stade Ampasambazaha Tolak'andro Salle 17.

10Γ¨me Anniversaire GRAND TOURNOI ZANAKALA U25Afaka mandray anjara daholo ny rehetra tsy ankanavaka :CLUB D1-D2-D3/SEKOLY...
02/03/2025

10Γ¨me Anniversaire
GRAND TOURNOI ZANAKALA U25
Afaka mandray anjara daholo ny rehetra tsy ankanavaka :
CLUB D1-D2-D3/SEKOLY/FOKONTANY/FIKAMBANANA sns ....
Fisoratana anarana : 0346718864
na midira Mp Mivantana.
Fivoriana : Talata 4 Mars 2025 Γ  14h00 au Stade Ampasambazaha

Address

Ampasambazaha
Fianarantsoa
301

Telephone

+261320618029

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanakala FC HM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category