09/09/2021
?? le danseur Madagascar #🔲
🔽hoany izay efa nisoratra anarana ato @ battle of the gasy
dia,
Ny fagnifana droit d'inscription dia misokatra @ 23 octobre🔓 Ary mikatona @ 30Novembre . Prix # 5000ar👊
♻Hoany mpankafi hip hop, eto fenerive est👍, marihina fa tsy hitsangan ianareo rehefa tonga ao anatiny tranompokonolo @ io fotoana io, fa ijery ampilaminana😍😍 👊
# Marihina fa sambi efa ampi trekefa ny jury @ io fotoana io.
#👦??👦 #
, danseur de Tamatave👊
-BOYING MADAGASCAR #
# break dance😈
style😈
😈
🔽hoany izay mpankafy dia @ 1er novembre ny bille💳 💳💳💳💳💳💳efa misokatra ny fividianana azy, tsy hitsangana ianareo fa hipetra💺💺💺💺💺💺💺💺💺??
📌Ny fanombohany fotoana🕐
tsy diso.
hitanao miandalana eo ny pub @ masse médias, tôt ny
📺Analanjirofo✔
📻 eto Analanjirofo✔
Rendez-vous le 26 décembre
✴à fenerive est, Antranompokonolo🏢✔
📌A partir de 13heur♻
▶BATTLE OF THE GASY▶
⏩2em édition a fenerive est⏪
➡hip hop non stop bradaaaaa😈