Ligue de Football DIANA

Ligue de Football DIANA Cette page permet de diffuser les informations entre la ligue et les publiques

DETECTION POUR LA SELECTION  DIANA| U17 GARÇONS ET U20 FILLES Hisy ny "Détéction" karakarain'ny Ligue de Football DIANA ...
16/06/2026

DETECTION POUR LA SELECTION DIANA| U17 GARÇONS ET U20 FILLES

Hisy ny "Détéction" karakarain'ny Ligue de Football DIANA ny sabotsy 20 sy alahady 21 jona izao. Ny tanjona voalohany dia ny hitadiavana ireo mpilalao tsara indrindra handrafitra ny Sélection DIANA hiatrika ny Championnat National U17 Zazalahy sy U20 Zazavavy.

Ankoatr'izany, fomba iray ahafahan'ireo mpilalao antsika miomana sahady amin'ireo fifaninana iraisam-pirenena lehibe toy ny COSAFA ho an'ny vehivavy sy ny CAN ho an'ny zazalahy izao hetsika izao. Avia maro ary asehoy ny talenta.

🗓️ Daty: Sabotsy 20 sy Alahady 21 Jona
🕐 A partir de 7h00
🏟️ Lieu:
-DIEGO SUAREZ: Stade Municipal Diego Suarez
-AMBILOBE : Terrain manarapenitra
- AMBANJA : Stade municipal AMBANJA
- NOSY BE : Stade Ambodivanio

Partenaire et sponsor :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| SARY VITSIVITSY Sary vitsivitsy omaly nandritrany lalao ampavalon-dà...
15/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| SARY VITSIVITSY

Sary vitsivitsy omaly nandritrany lalao ampavalon-dàlana miverina teo amin'ny COSA DS Club OmniSports d'Antsiranana à Diego Suarez sy BLACK STAR AMBANJA.

Partenaire et sponsor officiel :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| HOMME DU MATCH  I SIDOLIN mpilalao irakiraka ao amin'ny Fc Requin Bl...
14/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| HOMME DU MATCH

I SIDOLIN mpilalao irakiraka ao amin'ny Fc Requin Bleu Nosy Be no " HOMME DU MATCH niany teo amin'ny lalao ampahefadalana miverina amin'ny fifaninana REGIONALY DIANA 2026 tao NOSY BE.

Cadeau offert par :
Tsingy Rouge Madagascar
Partenaire et sponsor officiel :

Yas Madagascar
Tsingy rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| HOMME DU MATCH EDDINHO mpiandry tsatoby an'i COSA DS Club OmniSports...
14/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| HOMME DU MATCH

EDDINHO mpiandry tsatoby an'i COSA DS Club OmniSports d'Antsiranana à Diego Suarez no HOMME DU MATCH.
Ankoatrany baolina maro be navotany , izy no nampiditra ny baolina ka nampitovy ny isa teo amin'ny 94 minitra ka nahafany Cosa ds nakany amin'ny prolongation.

Cadeau offert par Tsingy Rouge Madagascar

Partenaire et sponsor officiel :
Yas Madagascar
Tsingy rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| RESULTAT Nivoaka mpandresy teo amin'ny FANDAKANA " TIR AU BUT " ny R...
14/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| RESULTAT

Nivoaka mpandresy teo amin'ny FANDAKANA " TIR AU BUT " ny Requin bleu nanoloanan'ny Mca Ambilobe teo amin'ny lalao ampahefadalana miverina amin'ny fifaninana REGIONALY DIANA.

Félicitations REQUIN BLEU 🙏

Partenaire et sponsor officiel :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| RESULTAT Nandresy tamin'isa 3-0 ny COSA DS nanoloanan'ny BLACK STAR ...
14/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| RESULTAT

Nandresy tamin'isa 3-0 ny COSA DS nanoloanan'ny BLACK STAR teo amin'ny lalao ampahefadalana miverina amin'ny fifaninana REGIONALY DIANA 2026.

Félicitations COSA DS 🙏

Partenaire et sponsor officiel :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

CHAMPIONNAT RÉGIONAL DIANA 2026| QUART DE FINALE RETOUR| SARY VITSIVITSY Sary vitsivitsy omaly nandritran'ny lalao ampah...
14/06/2026

CHAMPIONNAT RÉGIONAL DIANA 2026| QUART DE FINALE RETOUR| SARY VITSIVITSY

Sary vitsivitsy omaly nandritran'ny lalao ampahefadalana miverina teo amin'ny FC E.M.J sy ASED - CLUB FOOT .

Partenaire et sponsor:
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE ALLER| HOMME DU MATCH  I Mario mpilalao mpanafika ao amin'ny FC BRAVO no " H...
13/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE ALLER| HOMME DU MATCH

I Mario mpilalao mpanafika ao amin'ny FC BRAVO no " HOMME DU MATCH" niany tao NOSY BE teo amin'ny lalao ampahefadalana mandroso amin'ny fifaninana REGIONALY DIANA. Lalao izay nihaonan'ny FC BRAVO sy ASM NOSY BE.

Cadeau offert par : Tsingy Rouge Madagascar

Bravo MARIO🙏

Partenaire et sponsor officiel :

Yas Madagascar
Tsingy rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE ALLER| RESULTAT Tena nafana ny lalao tao NOSY BE, nifanenjehana ny isa. Nisa...
13/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE ALLER| RESULTAT

Tena nafana ny lalao tao NOSY BE, nifanenjehana ny isa. Nisaraka ady sahala ny FC BRAVO sy ASM NOSY BE teo amin'ny lalao ampahefadalana mandroso amin'ny fifaninana REGIONALY DIANA 2026.

partenaire et sponsor officiel :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| HOMME MATCH  I TIANJARA mpilalaon'ny FC E.M.J no " HOMME DU MATCH" n...
13/06/2026

CHAMPIONNAT REGIONAL DIANA| QUART DE FINALE RETOUR| HOMME MATCH

I TIANJARA mpilalaon'ny FC E.M.J no " HOMME DU MATCH" niany teo amin'ny lalao ampahefadalana miverina izay nihaonan'ny FC EMJ sy ASED - CLUB FOOT .

Cadeau offert par : Tsingy Rouge Madagascar

Partenaire et sponsor :
Yas Madagascar
Tsingy rouge Madagascar

Address

Diego
201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ligue de Football DIANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ligue de Football DIANA:

Share