Football Club Zanagasy officiel

Football Club Zanagasy officiel Équipes Sportives

09/12/2020
09/12/2020

⚽⚽ LIGUE DES CHAMPIONS - D2⚽⚽

J2 - Site Carion

🎖 RADERALAZASOA Dennis Ephraim avy ao amin'ny Zanagasy no mpilalao nampiseho endri-dalao nahafapo ny teknisiana nandritra ny fifandonan'ny ZANAGASY sy ny FOMELA anio 9 desambra tety Carion.


ZANAGASY 🆚 FOMELA

08/12/2020

⚽⚽ LIGUE DES CHAMPIONS - D2⚽⚽

J1 - Site Carion

Zanagasy FC 🆚 ASED

🎖𝗟𝗼𝘂𝗶𝘀 𝗦𝘁𝗲𝗽𝗵𝗮𝗻𝗼 avy ao amin'ny Zanagasy FC no mpilalao nampiseho endri-dalao nahafapo ny teknisiana nandritra ny fifandonan'ny Zanagasy FC sy ny ASED omaly 7 desambra teny Carion.

23/08/2020

Akory aby e !

🔥 PRONOSTIC FINALE UEFA CHAMPIONS LEAGUE

⚽ PSG vs BAYERN

🎈 Ireto ny fepetra arahina :
➡️Ataovy j'aime ny pejy FM 102.8 MHz Radio Zanagasy Manakara
➡️Soraty anaty commentaire ny pronostic-nao (tsy azo modifiena; olona iray = commentaire iray)
➡️ Ataovy partage mba ho hitan'ny namana.

🏆 Loka :Atao fisarihana ireo nahita ny valiny marina sy nanaraka ireo fepetra etsy ambony ka :
🥇1er : 50.000ar
🥈 2e : 30.000ar
🥉 3e : 10.000ar

NB: Androany na @10 ora latsaka iray minitra no mifarana ny lalao pronostic.

🎉 Isaorana ny Solombavambahoaka Giscard Andriano manohana hatrany ny Radio Zanagasy FM 102.8

🔉Mazotoa mandray anjara !

Anicet; mpanafika. 💪 Zanagasy
05/03/2020

Anicet; mpanafika. 💪 Zanagasy

Hermann ; vodilaharana. 💪 Zanagasy
05/03/2020

Hermann ; vodilaharana. 💪 Zanagasy

Lova, mpiandry tsatokazo. 💪 Zanagasy
05/03/2020

Lova, mpiandry tsatokazo. 💪 Zanagasy

Goss,vodilaharana.💪 Zanagasy
05/03/2020

Goss,vodilaharana.💪 Zanagasy

|   |1er Journée victoire face ZAM/ASCUT2 e Journée victoire face FC GRAND MAHABO3 e Journée  victoire face FC AZNOHO IZ...
04/03/2020

| |

1er Journée victoire face ZAM/ASCUT
2 e Journée victoire face FC GRAND MAHABO
3 e Journée victoire face FC AZ

NOHO IZANY DIA LALAO 3 FANDRESENA 3 AVY

Sary nindramina tany am vaovao football manakara

LIGUE DES CHAMPIONS 2020 1ère phaseGroupe D:AntananarivoAndro fahatelo, fandresena fahatelo misesy ho an'ny Fc Football ...
04/03/2020

LIGUE DES CHAMPIONS 2020 1ère phase
Groupe D:Antananarivo
Andro fahatelo, fandresena fahatelo misesy ho an'ny Fc Football Club Zanagasy officiel .
FC ZANAGASY V7V 4-0 FC AZ
Miroso ny dia ho any @ 2è phase.Alefa Zanagasy 💪.Laharana voalohany vonjimaika

Stephano kely ; vodilaharana. 💪 Zanagasy
03/03/2020

Stephano kely ; vodilaharana. 💪 Zanagasy

Address

Carion

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Football Club Zanagasy officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category