20/04/2025
Fanatsarana ny kianja manarapenitra Brickaville.
Atomboy amin'ny kely anananao ny anjaranao amin'ny fikolokoloana ny fananana iombonana fa izay no fiantombohan'ny fampandrosoana.
Mankasitraka ny kaominina ambonivohitra nandray fanapahan-kevitra amin'ny famefena ity kianja ity mba hananan'azy ity maharitra kokoa.💯
Mankasitra ny fanjakana ihany koa.🙏🙏🙏