AKKA Betafo

AKKA Betafo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AKKA Betafo, Sport & recreation, Betafo.

Ndao tohanantsika ity Zaza masosotra kely ity 🥰🥰 Kitihana ilay lien de kitihana ny sary de asina réaction+ abonnés page ...
10/12/2024

Ndao tohanantsika ity Zaza masosotra kely ity 🥰🥰
Kitihana ilay lien de kitihana ny sary de asina réaction+ abonnés page mianatra mahomby mba anankery ny vote tsika 🥰
https://www.facebook.com/100063618398764/posts/1124960502967886/?app=fbl

CONCOURS PHOTO 😍HAFALIANA SY TSIKY🥰

Miampita aminao ve ny hafalian'i Tinay Sohanne?

🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:

1- Clikeo ilay sariny

2- Asio "reaction j'aime" io sariny io raha tianao

3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra

4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa

Tsara ity sary ity 🙂

👊
14/02/2024

👊

🥰
27/11/2023

🥰

Palais des sports Mahamasina Jeudi 😊
25/05/2023

Palais des sports Mahamasina
Jeudi 😊

24/05/2023

Manasa antsika havana tapaka sy namana rehetra mba ho tonga e🤗, hanohana ny equipe-ntsika sy hitondra avo ny anaran'ny tananan-tsika 🤗❤
Manasa antsika ihany koa anisy j'aime sy hanaraka ny page😘

Address

Betafo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AKKA Betafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share