Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy

Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy, Sports League, Arivonimamo.

πŸ‘‰ Rahampitso Sabotsy @ 2ora indray ny fotoana.Toerana: Tranompokonolona Arivonimamo.
06/09/2024

πŸ‘‰ Rahampitso Sabotsy @ 2ora indray ny fotoana.
Toerana: Tranompokonolona Arivonimamo.




Sabotsy amin'ny 2h ny fotoana HARTEMA na Hay-ady Aro-Tena Malagasy---Filankevitra: 038 92 646 50 - 034 31 137 08
28/08/2024

Sabotsy amin'ny 2h ny fotoana
HARTEMA na Hay-ady Aro-Tena Malagasy
---
Filankevitra: 038 92 646 50 - 034 31 137 08

Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao. Misaotra ny   namoaka ny lahatsoratra anioβœ… Isaky ny Sabotsy @ 10h ao @ Tr...
27/08/2024

Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra vaovao. Misaotra ny namoaka ny lahatsoratra anio


βœ… Isaky ny Sabotsy @ 10h ao @ Tranopokonolona

Mankasitraka   πŸ™πŸ™Tonga ianareo na kely na lehibe nanatevin-daharana, betsaka ireo milaza mbola ho avy amin’ny eriny.Miso...
24/08/2024

Mankasitraka πŸ™πŸ™
Tonga ianareo na kely na lehibe nanatevin-daharana, betsaka ireo milaza mbola ho avy amin’ny eriny.

Misokatra ny varavarana ary midira ho isan’ireo mpianatra voalohany ao

J-3: Sabotsy @ 2ora ao amin'ny    .Tongava mianatra   fa natao ho an'ny rehetra io.Contact: 038 92 646 50 -  034 31 137 ...
21/08/2024

J-3: Sabotsy @ 2ora ao amin'ny .
Tongava mianatra fa natao ho an'ny rehetra io.
Contact: 038 92 646 50 - 034 31 137 08

Raikitra ary e:@   24 Aout @ 2h hatramin'ny 4h30 zao ao amin'ny   ny fotoana.Tongava misoratra anarana dia miaraka milal...
20/08/2024

Raikitra ary e:

@ 24 Aout @ 2h hatramin'ny 4h30 zao ao amin'ny ny fotoana.
Tongava misoratra anarana dia miaraka milalao fa sady hahay hiaro-tena ianao no hanao fanatanjahantena ary hahafantatra ny fomba fiady .
βœ… Misy , , , , sns .... ary natao ho an'ny , ary ny .
🟑 Afaka miantso ny laharana 038 92 646 50 na ny 034 31 137 08 na ihany koa mandefa MP ireo zay liana




Efa kely sisa ny antsika eto
31/07/2024

Efa kely sisa ny antsika eto

πŸ₯³πŸ₯³ π“π¨π§π πšπ―πš 𝐦𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚 𝐦𝐛𝐨π₯𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚
Isaky ny Sabotsy @ 10H ao amin'ny Tranom-pokonolona Imerintsiatosika.
Raha te:

βœ… Hahay hiaro-tena
βœ… Hahay hilalao armes
βœ… Hahazo kotrana misy programme mazava tsara
βœ… Hahazo namana afahana mifanakalo traikefa

Tongava misoratra anarana fa ho raisinay ianao
☎️ 034 31 137 08 - 038 92 646 50



Address

Arivonimamo
112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hartema Arivonimamo - Faritra Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share