Kung-Fu Wisa Shaolin Siu Ampahimanga

Kung-Fu Wisa Shaolin Siu Ampahimanga Mandresy Mandrankariva

27/08/2020

⏺SO-TO-HI :
➡Manasitrana ny aretim_bavony.
➡Manasitrana ny Aty.

24/08/2020

☯☯COMPRIMEES DU KUNG FU☯
☯☯☯Ny Hevitr'ireo Lesona na Mouvements @ KUNG FU WISA☯☯☯
Hozaraina Amintsika Ato🙏🏻🙏🏻🙏🏻

☯☯☯Entrainnement☯☯☯
04/08/2020

☯☯☯Entrainnement☯☯☯

03/07/2020

☯☯☯Fantaro ny mombanao☯☯☯
☯☯☯Aza avela ho nofy ny tanjona Anao☯☯☯

☯️☯️☯️Serpent Vénimeux☯️☯️☯️
02/07/2020

☯️☯️☯️Serpent Vénimeux☯️☯️☯️

30/06/2020

☯☯☯Tsy mampatanjaka ny Tena fotsiny ny fampiasam_batana fa mitahiry ny Fahasalamana sy ny Fifaliana ary ny Fahafinaretana☯☯☯

☯☯☯Filaharam_be tao Miarinarivo☯☯☯
25/06/2020

☯☯☯Filaharam_be tao Miarinarivo☯☯☯

Ny zavatra tsara azonao dia vokatry ny soa nafafinao               Mankasitraka e
09/06/2020

Ny zavatra tsara azonao dia vokatry ny soa nafafinao
Mankasitraka e

Voleo hafaliana ny fiainana
06/06/2020

Voleo hafaliana ny fiainana

22/05/2020

ANDRIAMANITRA(grand A) io ilay Mpahary.
andriamanitra(petit a) io kosa isika olombelona.
Fanazavana fohy:
Ny zanaka akoho dia akoho
Ny zanaka bitro dia bitro ihany.
Izany hoe; ny zanak 'Andriamanitra dia andriamanitra.
SAMY TENA ANDRIAMANITRA DAHOLO E!

Mahaiza mankasitraka sy mankafy ny Ankehitriny raha te ahomby.               Mazotoa daholo e
22/05/2020

Mahaiza mankasitraka sy mankafy ny Ankehitriny raha te ahomby.
Mazotoa daholo e

Ny Kung- Fu Wisa Shaolin-Siu Ampahimanga dia mandray tsy tapaka ny rehetra izay manampaniriana ny Hianatra,isaky ny ASAB...
20/05/2020

Ny Kung- Fu Wisa Shaolin-Siu Ampahimanga dia mandray tsy tapaka ny rehetra izay manampaniriana ny Hianatra,isaky ny ASABOTSY @ 09 ora maraina.
Misaotra Tompoko

Address

Arivonimamo

Telephone

+261325486255

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kung-Fu Wisa Shaolin Siu Ampahimanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share