30/01/2024
Anio izahay dia tia haneho fisaorana sy fanakasitrahana manokana ho an’i coach Antoine ,izay tsy mitsahatra mikarakara sy mamolavola ary mampianatra ireo tanora vavy sy lahy mpilalao baolina kitra ato amin’ny vondrona ASSB Salama-be Nosy be .
Manakasitraka indrindra tompoko tamin’izay rehetra vitanao sy ireo maro mbola ho ataonao ho an’ ireto tanora zandrintsika ireto .