20/09/2022
Akory avy e .....
Ty ndray ny vaovao e , elaela zahay tsy hita ka mitondra ny tsara ho anareo ; fifaninanana izay atao ato amin'ny tambazotratserasera karakarain'ireto zandrinay ireto ,
Araho tsy tapaka ary ny pejin'izy ireo dia ahita ireo mpikatroka eran'ny MADAGASIKARA ianareo .
Hisaorana manoka eto ny
Orange
Parkour Mada Officiel
sy ireo partenaires maro 🥰
TOURNOI EN LIGNE "IN MOTION PARKOUR" 🔥❗❕
Ho anareo traceur/freerunner eto Madagascar tsy ankanavaka ❗🇲🇬 😍
Alefaso eto amin'ny pejy Team Spark - Madagascar ny "video submission" anareo manana faharetana 1min hatramin'ny 1min30sec 🎥📹
Izay arahana Hashtag :
Hotsarainay amin'izany ny FLOW,ny CRÉATIVITÉ, DIFFICULTÉ ary ny EXÉCUTION.
❗❗Marihina fa 1er Oct ny farany fandraisanay ny video submission anareo (Mandray ny video anareo foana izahay hatramin'io daty io )❗❗😁
Droit d'inscription : 2000Ar 🥹🥹
☑️Ho an'ny faritra akoatry ny Antsirabe , afaka alefanao Orange Money +261 32 69 978 40 (TAFITANIAVO MANJAKA HASINA )
☑️Na afaka omenao mivantana raha aty antoerana ianao.
ℹ️ Fanazavàna fanampiny : midira ao amin'ny hafatra miafina ny pejin'ny Team Spark - Madagascar na alefaso mp (message privé) amin'i Manjaka hsn
Iarahana amin'ny Orange