THeNūM

THeNūM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from THeNūM, Sports & Recreation Venue, Antsirabe.

Amin’ny alahelo kely no izaraina antsika mpanaraka sy mpikotrana ato  fa nohon’ny    dia ikatona mandritran’ny fotoana t...
10/08/2026

Amin’ny alahelo kely no izaraina antsika mpanaraka sy mpikotrana ato fa nohon’ny dia ikatona mandritran’ny fotoana tsy voafetra ny salle.

ATAOVY TOY IZAO HOY IANAREO MPANJIFA DIA MAMOAKA IZAHAY 🥰 HO ANAO KOA , RAHA TE ANAMBOATRA FITAOVANA FIKOTRANANA🫵 Na ETO...
17/07/2026

ATAOVY TOY IZAO HOY IANAREO MPANJIFA DIA MAMOAKA IZAHAY 🥰

HO ANAO KOA , RAHA TE ANAMBOATRA FITAOVANA FIKOTRANANA🫵 Na ETO ANTSIRABE na AMIN’NY FARITRA (Province) dia midira Mp avy hatrany na miantso fa ho raisina ampitiavana ny commande-nao ✅

Contact rapide : 0374920810 ☎️


🤜🏻..IZA ARY IREO RA FANTATRAO ?🤛🏻 👇Ataovy anaty com’s ao ny valiny👇
10/07/2026

🤜🏻..IZA ARY IREO RA FANTATRAO ?🤛🏻

👇Ataovy anaty com’s ao ny valiny👇


08/07/2026

📞 LAHARANA AFAKA ANTSOINA RAHA SENDRA HAMEHANA NA VONJY TAITRA 🚨
Na koa tranga mampiahiahy manoloana ireo fahaverezan-jaza eto amin'ny faritra Vakinankaratra , dia ampahafantarina fa azo antsoina ireto laharana vonjy taitra manaraka ireto:
🔹 DIRECTEUR RÉGIONAL DE LA SÉCURITÉ PUBLIQUE DE VAKINANKARATRA
📱 034 14 780 10
🔹 Commissaire Central
📱 034 05 531 11
Commissaire Central Adjoint
📱034 05 518 22
🔹 Chef de Division de Police des Mœurs et Protection des Mineurs
📱 034 70 778 89
🔹 BFP Antsirabe
📱 034 96 071 01
🔹 FIP Antsirabe
📱 034 05 703 34
🔹 UIR Antsirabe
📱 034 02 747 52
🔹 Chef CSP 1 Ambohimena
📱 034 75 164 51
🔹 Chef CSP Antsirabe II/Andranomanelatra
📱 034 12 096 28 / 📱 034 98 168 82
🔹 Chef CSP Ambatolampy
📱 034 42 114 09
🔹 Chef CSP Antanifotsy
📱 034 20 959 09
🔹 Chef CSP Mandoto
📱 034 05 997 17
🔹 Chef CSP Faratsiho
📱 034 05 529 64
🔹 Chef CSP Betafo
📱 034 03 877 04
⚠️ Aza misalasala miantso raha sendra misy loza na tranga mampiahiahy!
Mba hahafahan’ny tompon’andraikitra miditra an-tsehatra haingana. 🚨👮‍♀️

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when THeNūM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share