11/06/2026
Entinay mijery ny tontolo manodidina an'Antsirabe foana ianareo isaky ny alakamisy đ
Miaraka mankafy ny natiora isika. Zarainay mihitsy amporisihina antsika hanao vélo, na hanao trail.
Isitomanay ny saintsika fa ety antany isika natao hankafy an'ity tontolo nametrahana antsika ho Mpanjaka ity đ. Fanomezana ngeza be izany đ„°.
Hialana kely amin'ny rotoroton'ny andavan'andro tsy ho tapitra.
Androany Ambohijatovokely sy Ambohijatovobe đ€