21/06/2024
Eto ampanombohana Dia ialana tsiny ny fahatarana ny fanambarana Offisialy nohon'ny antony maro samihafa.
Mamerina Fiarahabana an'i ekipan'ny
All Évents Champion première Édition 🔥
izay manao maillot manga amin'ny sary manaraka eto ✅
Arahabaina iany koa ny ekipan'ny Red Island nahazo ny deuxième place première édition ✅
Ireto ny fintin'ny final nifandoman'izy ireo izay nisarahana tamin'ny isa sahala ka nitohy tamin'ny tirs au buts 🔥
⛔Aza miala alavitra fa tsy hoela ny deuxième édition ⛔
Isaorana indrindra ireo nanohana ny première édition, Cours Fameno , Ramongo , Chicken Bira , Bira Best Movie , RTV 🙏
Terrain synthétique antsirabe
À très bientôt ‼️‼️