03/09/2026
Akory aby oo🙃🥰
Andao horesahina indray ny tryptophane 👌👇
✅Ny tryptophane dia acide aminé essentiel,izany hoe tsy afaka mamokatra azy irery ny vatana ka mila avy amin'ny sakafo
Ny tena asany
🧠 Manampy mamokatra sérotonine,izay mifandray amin'ny humeur sy fahatsapana hasambarana
😴 Manampy amin'ny famokarana melatonine , hormonina manampy amin'ny torimaso
Sakafo misy tryptophane : atody, trondro,akoho, fromage, voanjo sns
Ka dia mazotoa daoly indray ary ooo🙏🙏