13/08/2026
📢 FANDAMINANA – VAOVAO MOMBA NY RÉSERVATION
Manomboka amin’ny volana Septembre, dia hisy fanovana kely momba ny système de réservation eto amin’ny terrain.
🔹 Ny réservation rehetra dia tsy ho confirmée raha tsy misy paiement d’avance.
➡️ Izany dia mba hisorohana ny réservation tsy tanteraka sy hahafahana mandamina tsara ny planning.
🔹 Tsy hisy heure fixe intsony ho an’ireo réservation tsotra.
➡️ Ny olona manao tarif abonnement ihany no afaka mahazo créneau horaire fixe.
Avis à la clientèle :
🤝À partir du mois de septembre, toute réservation devra être accompagnée d’un paiement d’avance pour être confirmée. Les créneaux horaires fixes seront réservés uniquement aux abonnés.
Izany fanovana izany dia natao indrindra mba handaminana tsara ny heure sy ny planning eto amin’ny terrain, ary mba hahafahan’ny rehetra mahazo créneau amin’ny fomba ara-drariny. 🙏⚽️
Misaotra betsaka amin’ny compréhension sy ny fiaraha-miasa! ❤️
📍 Antanivao, près de Jésosy Mamonjy – Antsirabe
📞 0388055900/0344641182