Ecole DihyDance Antsirabe

Ecole DihyDance Antsirabe 🔥 DIHYDANCE IS BACK 🔥
La passion renaît. Le rythme reprend. Le comeback commence maintenant. 💃✨

Une nouvelle énergie, de nouveaux projets et une seule mission : former, inspirer et révéler les danseurs de demain.

19/08/2026
Mbola betsaka no manontany ilay cours de vacances hoe mbola mandray mpianatra ve? dia ho hatambatro eto ny valiny.      ...
10/08/2026

Mbola betsaka no manontany ilay cours de vacances hoe mbola mandray mpianatra ve? dia ho hatambatro eto ny valiny.

Eny, Mbola mandray mpianatra zahay eto amin'ny DihyDance ho an'ny👉Cours de vacances 👈 fa dieny izao koa nefa dia efa mandray ireo mpisoratra anarana ho an'ny 👉 Cours pour l'année scolaire 2026-2027👈 izahay satria tena hametra ireo mpianatra ho raisinay izahay mba ho voahara-maso ny rehetra ka mba samy afa-po.

❌Isaky ny Asabotsy amin'ny 8 :30-10:30 ny fianarana ho an'ny vacances.

Aza manahy ianao fa na vao sambany ianao vao hianatra na efa tia mandihy dia mbola raisinay foana ary ho hampivelarinay amin'ny Dihy maro ianao fa tsy iray ihany ; ataonay hainao tsara ny iray vao miditra amin'ny iray sao tsy haharaka eo indray☺️

Ho an'ny fisoratana anarana dia
Misokatra ny birao ny :
Alarobia amin'ny 2 - 4:30
Sy ny
Asabotsy amin'ny 8 -12

Aza misalasala ary manantona mivatana na miantso na mandefa mp
Mankasitraka indrindra e🙏🙏🙏🙏

30/07/2026

✨ La danse est bien plus qu'un simple mouvement... C'est une passion, une famille et une manière de s'exprimer. 💃🕺
À DihyDance Antsirabe, chaque élève progresse à son rythme dans une ambiance conviviale et motivante.
🎭 Nos disciplines : • Danse Classique • Danse Urbaine • Afro Dance • Dancehall • Break Dance • Danse Moderne
👧 Enfants • 🧒 Ados • 👨 Adultes
📍 Antsinantsena Asabotsy – 1er étage
🎶 Rejoignez la famille DihyDance et révélez votre talent !
📳📱 0345715469

29/07/2026

🥰🥰🥰 Spectacle fin d'année scolaire 2024-2025 🥰🥰🥰
URBAINE / CONTEMPORAINE / MODERNE

28/07/2026

Jereo anie ireto 😍😍😍MAMY KELY😍😍😍 ireto e
5-6ans

☺️😍💪Venez nombreux💪😍☺️
25/07/2026

☺️😍💪Venez nombreux💪😍☺️

23/07/2026

😍🙏💪Réouverture de DIHYDANCE💪🙏😍
Cours de vacances Samedi 1er Août - Samedi 26 Septembre 2026
Année scolaire 2026-2027 à partir du mois d'Octobre

Address

Lot 15 C 70 Antsinanantsena Asbotsy
Antsirabe
110

Telephone

+261345567934

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole DihyDance Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ecole DihyDance Antsirabe:

Shortcuts

Share

Category