Zazamarolahy farm

Zazamarolahy farm Cockfighting is my passion

Kuroiler , tena lehibe sady manome atody maro. Akoho anisan'ny ompianay ato aminay, mivarotra atody ho an'ireo izay eto ...
27/11/2025

Kuroiler , tena lehibe sady manome atody maro.

Akoho anisan'ny ompianay ato aminay, mivarotra atody ho an'ireo izay eto Antsirabe 😊😊😊

Kuroiler, Efa mamokatra atody izahay ary ho avy tsy ho ela ny zanak'akoho 😊Misy atody azo akotrika ihany koa, amidy 3000...
18/11/2025

Kuroiler,

Efa mamokatra atody izahay ary ho avy tsy ho ela ny zanak'akoho 😊

Misy atody azo akotrika ihany koa, amidy 3000 ny anankiray eto Antsirabe

Mazotoa

G.O.L.I.A.T.A kuroiler ato aminay!!!Vao tsy ela no nampiditra ity karazana ity izahay, niezaka nijery fiompian'olona mar...
26/02/2025

G.O.L.I.A.T.A kuroiler ato aminay!!!

Vao tsy ela no nampiditra ity karazana ity izahay, niezaka nijery fiompian'olona maromaro ary nisafidy izay hividianana tany amboalohany.

Rehefa nahazo izahay dia tsy ataonay ambanin-javatra ny fanarahamaso ny fahasalaman' ny biby ompianay, atao antsakany sy andavany ny vaksiny mba ho lavitry ny aretina mpahazo ny akoho izireo, nomena fanafody kankana mba tsy hisy hitsentsitra ny sakafo izay hoaniny.

Ny toerana iompianay azy dia kajiana mba hadio lalandava satria ny loto mety hitarika aretina maro, manampy an'izay dia voatondraka ranom-panafody matetika ny fitoerany sy ny tokontany andehanany.

Omenay sakafo sahaza azy amin'ny ora mitovy isan'andro mba itazomana ny fahazarany, tsy adino ny rano madio izay azony sotroina amin'ny fotoana itiavany azy.

Ireto hitanareo amin'ny sary ireto izao dia 5 volana ireo lehibe anankiroa ary 2 volana ilay dimy mbola kely.
Ny sakafo omenay ohanin'izireo moa dia azo lazaina hoe tsotra sy mora karakaraina ary azon'ny rehetra atao;

*apombon-katsaka
*tourteau voanjo
*olitra BSF
*ravin'anana na vilona

Mirary soa ho antsika rehetra!!!

Tsotra ny miompy azy, 🤗Atody BSF disponible manomboka amin'ny herinandro 🤗Antsirabe no ahitana anay
06/02/2025

Tsotra ny miompy azy, 🤗
Atody BSF disponible manomboka amin'ny herinandro 🤗

Antsirabe no ahitana anay

13/01/2025

La ferme du zazamarolahy s y met!!!
complément alimentaire qui apporte beaucoup plus de bienfait à nos animaux, et en plus les BSF permettent de réduire les coûts de nourriture pour notre cheptel!

Bientôt en vente chez nous, à Antsirabe 🐔🐷🐕‍🦺

👊😎🦹💪
13/02/2021

👊😎🦹💪

07/02/2021

Au plaisir :)

Génération Eloïse :)😎
20/01/2021

Génération Eloïse :)😎

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zazamarolahy farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share