SOA BIKE

SOA BIKE SoaBike est un groupement de cyclistes ayant pour vocation d'aider les personnes démunies par diff?

''Legend never die, they become a part of you'' ❤️
15/05/2021

''Legend never die, they become a part of you'' ❤️

''Legend never die ❤️''

En mémoire d'un ami qui a rejoint le ciel

Namoy namana  ny Soabike androany.Miara-ory sy mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy namana.Ride in peace Friend
14/05/2021

Namoy namana ny Soabike androany.
Miara-ory sy mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy namana.
Ride in peace Friend

Sitraka sy telina ho anareo avy lavitra       niara-dalana taminay    bira     Niara namohy dia nifanjohy...nahafinaritr...
28/03/2021

Sitraka sy telina ho anareo avy lavitra niara-dalana taminay bira

Niara namohy dia nifanjohy...nahafinaritra ny dia.

Amin ny manaraka indray o 💕

Hey 😊😊Salama daholo indray ooo!😊Hiaraka indray isika an! Hiara -dalana hisitraka ny natiora sy hanamafy ny firalahiana😊🥰...
16/03/2021

Hey 😊😊

Salama daholo indray ooo!😊
Hiaraka indray isika an!
Hiara -dalana hisitraka ny natiora sy hanamafy ny firalahiana😊🥰

27 martsa ho avy izao ny fotoanan-tsika hiarahana ekipa avy any antananarivo sy ny ekipa rehetra manamory tongomalady eto Antsirabe

👉👉randonnée environ 60km🚴‍♂️🚴‍♀️

ANTSIRABE-AMBOHIDAVA -AMBOHITSARABE-AMBOHIJATOVO-AMPANDROTRARANA-DOBONDRAGASY-TRITRIVA-espace DERA -TALATA ANDRAIKIBA-Antsirabe

👉👉Pique nique 😋😋😋😋

22/02/2021

Misy namana afaka manome rà ve eto Antsirabe?
Ilaina rahampitso maraina...🙏🙏🙏

Efa hitanareo ve ity toerana ity???🥰Toerana kanto...eto amin'ny faritr'i Vakinankaratra ihany.Andao hanao "devinette" ke...
24/01/2021

Efa hitanareo ve ity toerana ity???🥰
Toerana kanto...eto amin'ny faritr'i Vakinankaratra ihany.

Andao hanao "devinette" kely :) 😋
👉Iza no mety mahafantatra ny toerana.
👉asio sary ao @ commentaire raha efa tany ianao.
👉Manisy commentaire ihany koa izay te ho any ;) ❤

Mankasitraka ny fa nahafinaritra ny fiarahana 🥰

NY SOA BE KA ZARAO💕

Tafaraka samy mpankafy tongomalady...🚴‍♂️🚴‍♀️Nahafinaritra ny fiarahana.Mankasitraka anareo niara-dalana taminay 💕
16/01/2021

Tafaraka samy mpankafy tongomalady...🚴‍♂️🚴‍♀️
Nahafinaritra ny fiarahana.
Mankasitraka anareo niara-dalana taminay 💕


La fête continue avec une bonne promenade en vélo... chill and fun 😎😎😎Restez connecter pour une nouvelle découverte avec...
03/01/2021

La fête continue avec une bonne promenade en vélo... chill and fun 😎😎😎
Restez connecter pour une nouvelle découverte avec nous 😉 nous avons hâte de la faire avec vous 😉🥰

Célébrons 2021🍾🥂BONNE ANNÉEÀ l 'attente de nouvelles aventures... 💕💖🚲🌏
02/01/2021

Célébrons 2021🍾🥂
BONNE ANNÉE

À l 'attente de nouvelles aventures... 💕💖🚲🌏

Tratry ny farany daholo...🥰Taona mistery ny taona 2020, anefa nifono zava-tsoa be dia be.Taona nifankahalalana, nijoroan...
31/12/2020

Tratry ny farany daholo...🥰
Taona mistery ny taona 2020, anefa nifono zava-tsoa be dia be.
Taona nifankahalalana, nijoroan'ny SOABIKE.
Fiarahana,fizahan-toerana maro, fifampizarana, fifankatiavana no nibahana...💕

"Social help and noctural biking" (oeuvre social et ride nocturne) no hetsika niarahantsika voalohany,izay anisan'ny fototra iorenan'ny fikambanana.
Mankasitraka, mankatelina💕💕 ireo niara-dalana taminay rehetra sy ireo nanohana.

Dia samy ho tratry ny taona vaovao isika rehetra,ho taona zina, hitondra ny soa sy ny tsara hatrany...

Hitohy ny zava-bita, hitohy ny firalahiana, ho soa ny fiarahana...

NY SOA BE KA ZARAO

Que ce Joyeux Noel soit l'aube d'une merveilleuse année
25/12/2020

Que ce Joyeux Noel soit l'aube d'une merveilleuse année

Address

512 A 195 Soamalaza Tsarasoatra
Antsirabe
110

Telephone

+261326907296

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA BIKE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share