Anabolic Gym

Anabolic Gym Weight Lifting/Cross Training/Powerlifting/Fitness Center

Nohon'ny fahalasany namantsika Holy dia mankahery ny vady amanjanany izahay ekipa anabolic gym.Mamangy isika rariva @5 ,...
17/10/2025

Nohon'ny fahalasany namantsika Holy dia mankahery ny vady amanjanany izahay ekipa anabolic gym.
Mamangy isika rariva @5 , ety amin'ny salle fotoanantsika, Aoka isika hifampilaza.

Anabolic gym 🔥
20/09/2025

Anabolic gym 🔥

Aleo miditra salle de sport fa tsy ny fiainan'ny olona🤝🏻
Ary nareo?

Aza atao sakana ny hatsiaka , andao, andao.Ny ekipa dia vonona handray anareo.Coach Alain et Coach Maphilouh Anabolic gy...
19/06/2025

Aza atao sakana ny hatsiaka , andao, andao.
Ny ekipa dia vonona handray anareo.
Coach Alain et Coach Maphilouh

Anabolic gym antanivao

29/01/2025
🛑 PROMOTION 🛑 Araraoty zareo a , omenay shaker 1 Gratuit enao raha mandoha abonnement 2 mois 😱... Ndao ary 🤙N.B: Raha vi...
20/01/2025

🛑 PROMOTION 🛑
Araraoty zareo a , omenay shaker 1 Gratuit enao raha mandoha abonnement 2 mois 😱... Ndao ary 🤙

N.B: Raha vidina Ilay shaker dia 35.000 ar

Anabolic Gym Antanivao ambadikan'ny jesosy mamonjy..

Salama daholo e! Manomboka amin'ity herinandro ity dia misy fandaminana Kely ny programme ny coach ato amin'ny salle .Mi...
06/01/2025

Salama daholo e!
Manomboka amin'ity herinandro ity dia misy fandaminana Kely ny programme ny coach ato amin'ny salle .
Mifandimby miasa tapak'andro izy ireo zany hoe demi journée, Coach Alain no miasa maraina ary Coach Maphilouh hariva, Ary amin'ny herinandro manaraka dia mivadika indray izany
Contact Coach Alain: 0346857429.
Coach Maphilouh :0388920850
Mankasitraka tompoko

30/12/2024

Miarahaba antsika rehetra
Misokatra ny salle 31 décembre fa tsy misy coach.
Misaotra tompoko

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 05:30 - 19:30
Tuesday 05:30 - 19:30
Wednesday 05:30 - 19:30
Thursday 05:30 - 19:30
Friday 05:30 - 19:30
Saturday 05:30 - 19:30
Sunday 00:00 - 19:30

Telephone

+261343188901

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anabolic Gym posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Anabolic Gym:

Shortcuts

Share