NZM Ny Zava-Misy

NZM Ny Zava-Misy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NZM Ny Zava-Misy, Antsirabe.

Eny 'ny Tsimbazaza ny mason'izao tontolo izao, afaka andro vitsivitsy dia hiara-kidinika ny hampandrosoana firenena zare...
02/07/2024

Eny 'ny Tsimbazaza ny mason'izao tontolo izao, afaka andro vitsivitsy dia hiara-kidinika ny hampandrosoana firenena zareo.

Fa maninona no Nalaza tampoka teo Ty distrika ty?Satria manana vahoaka:-MANDINIKA -Tsy voavidy vola-Mitsinjo ny taranany
06/06/2024

Fa maninona no Nalaza tampoka teo Ty distrika ty?
Satria manana vahoaka:
-MANDINIKA
-Tsy voavidy vola
-Mitsinjo ny taranany

29 Mai 2024. Fifidianana SOLOMBAVAMBAHOAKA.Inona no andrasanao(nareo/tsika) amin'ireo AMPINDRAMITSIKA fahefana ?-Koveta ...
11/05/2024

29 Mai 2024. Fifidianana SOLOMBAVAMBAHOAKA.

Inona no andrasanao(nareo/tsika) amin'ireo AMPINDRAMITSIKA fahefana ?

-Koveta ve?
-Vary masaka?
-T-shirt?

Tsy mahavita taona ireny.

23/01/2024
Misaotra🙏 atsika rehetra nahatsiaro sy nitondra firariantsoa♥️ ho ahy ny andron'ny omaly🎂. Samy ahita fahombiazana  atao...
23/01/2024

Misaotra🙏 atsika rehetra nahatsiaro sy nitondra firariantsoa♥️ ho ahy ny andron'ny omaly🎂. Samy ahita fahombiazana atao aby tsika.👍

16/10/2023
16/10/2023

Misaotra e!♥️🙏

16/10/2023
Mitohy ny tolonaEfa tsy fotoanan'ny fanandevozana Zao.
16/10/2023

Mitohy ny tolona
Efa tsy fotoanan'ny fanandevozana Zao.

Manoloana ireo tranga maro miseho eto @ firenena dia mampanontany tena foana oe: FA INONA TOKOA MOA NO ANTONY NIANARANA?...
14/10/2023

Manoloana ireo tranga maro miseho eto @ firenena dia mampanontany tena foana oe:
FA INONA TOKOA MOA NO ANTONY NIANARANA???
INONA NO AMPIANARAN-JANAKA???

14/10/2023

Aza adino fa sehatra iray tena manabe ny ankizy sy ny tanora ny lalam-be.
D Zao ve ny hanabeazatsika ireo taranaka????😢😢

13/10/23

Vaovao tsara
28/09/2023

Vaovao tsara

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NZM Ny Zava-Misy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share