ASTA Atalata andraikiba

ASTA Atalata andraikiba ASTA❤️

🔥indro indray ny jour de match manaraka   🏆
09/07/2026

🔥indro indray ny jour de match manaraka
🏆

Au programme du dimanche 12 juillet ! ⚽📍



🔥vokatra voalohany amin'ny coupe du vakinankaratra
06/07/2026

🔥vokatra voalohany amin'ny coupe du vakinankaratra

Ireo Ary aloha ny vokatra ao anaty ny Andro vohalohany 📍⚽

Ireto no hatreny aminay🥰  Izahay manohana eh✊🏼Manana solotena 2 ny club ASTA Atalata andraikiba  ao anatiny ao😄 💐
04/07/2026

Ireto no hatreny aminay🥰
Izahay manohana eh✊🏼
Manana solotena 2 ny club ASTA Atalata andraikiba ao anatiny ao😄
💐

04/07/2026

Eeeee.... raikitra ty sao dia taraiky hono eh🔥

Ny omaly🥹🔥
02/07/2026

Ny omaly🥹🔥

📋 Voka-dalao [CDM 2026 - 1/16 de finale]

3️⃣-2️⃣

Tafiakatra any amin'ny ampahavalon-dalana i Belgique, miandry izay tafavoaka amin'i États-Unis sy Bosnie-Herzégovine

La roja✊🏼🇪🇦
02/07/2026

La roja✊🏼🇪🇦

🚨 𝗕𝗢𝗨𝗠 ! L’Espagne s’impose 3-0 face à l’Autriche grâce à un 𝗗𝗢𝗨𝗕𝗟𝗘́ d’Oyarzabal et se 𝗤𝗨𝗔𝗟𝗜𝗙𝗜𝗘 pour les 8èmes de finale de la Coupe du monde ! 😍🇪🇸

Bravo aux espagnols qui affronteront le Portugal ou la Croatie en 8ème 🇵🇹🇭🇷

Zaraintsika foana itony kan😄😍  Mifanohana foana tsika kan✊🏼🏆 Grand Tournoi Foot à 7 Ivory
02/07/2026

Zaraintsika foana itony kan😄😍
Mifanohana foana tsika kan✊🏼🏆
Grand Tournoi Foot à 7 Ivory

ALAHADY 05 JOLAY 2026
QUART DE FINALE
KIANJA EPP IVORY
TONGAVA MARO TOMPOKO

🔥indro ary ny lalao voalohany.. hoan'ny coupe du vakinankaratra 🏆   Hozaraina eto ny vokatra raha izao ko😄      Tsiry Ra...
30/06/2026

🔥indro ary ny lalao voalohany.. hoan'ny coupe du vakinankaratra 🏆
Hozaraina eto ny vokatra raha izao ko😄
Tsiry Ratianamanampihery
Bira CultuSport ✊🏼

🔥❌Hanomboka ny 05 Jolay 2K26 ny ⚽ izay ho atao ao amin'ny ...

🗓️📌 Io ary ny fandaharan-dalao: 👇

Coupe du vakinankaratra 🏆  Ireo ary ny groupe tsirairay🔥 Aparitaho hohitan'ny  akama ary eh😄Tsiry Ratianamanampihery Ora...
29/06/2026

Coupe du vakinankaratra 🏆
Ireo ary ny groupe tsirairay🔥
Aparitaho hohitan'ny akama ary eh😄
Tsiry Ratianamanampihery
Orange Foot

Coupe du Vakinankaratra 2026
Répartition par Poules.

Address

Antsirabe

Telephone

+261342993727

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASTA Atalata andraikiba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ASTA Atalata andraikiba:

Shortcuts

Share

Category