15/06/2026
TAFITA AMIN’NY DEMI-FINALE ISIKA!
Iny fa vita ny ady tamin’ny 1/4 de finale, ary nahazo fandresena ny ekipantsika!
AJFC 3️⃣ - 1️⃣ ASSM FOOT
Faly izahay mizara aminareo fa tafita amin’ny DEMI-FINALE ny AJFC U20. Vokatry ny ezaka, ny firaisankina ary ny finiavan’ireo mpilalaontsika no nahatongavana tamin’izao dingana izao. 💪
Mankasitraka indrindra anareo ray aman-dreny, mpanohana, namana ary ireo rehetra tonga nanohana sy nampiakatra ny herin’ny ankizy teny an-kianja. Anisan’ny nahatonga ity fandresena ity ny fanohanana nomenareo. 🙏
Mbola mitohy ny dia, ary mbola mila antsika rehetra ny ekipantsika amin’ny dingana manaraka. 💚
( TIA - BAOLINA )