05/08/2026
💃🔥 MITOHY FOANA NY ZUMBA MIARAKA AMIN’NY NUTRI’ZAZA ! 🔥💃
🎶 Fotoana mamy, feno mozika, fihetsiketsehana ary fifaliana no iainantsika isaky ny Zumba !
❤️ Miaraka aminay, ny fahasalamana azo, ary ny hafaliana manaraka azy hatrany! 😊
👩🏫 Sady miaraka amin’ny coach cool, sariaka ary mahafinaritra, izay mitarika antsika amin’ny énergie tsara hatrany. 💪🎶
😍 misy mihitsy aza ireo mamonjy anay avy lavitra, satria tsapany fa zava-dehibe ny:
🏃♀️ mampihetsika ny vatana
❤️ mikarakara ny fahasalamana
😊 ary manokana fotoana ho an’ny tena ao anatin’ny fifaliana.
👉 Ary ianao? Mbola miandry inona? 😄
📅 MITOHY FOANA ISIKA :
➡️ 💃 Alakamisy: 17h00
➡️ 💃 Sabotsy: 09h00
📍 Toerana: Hotelin-jazakely Andravoahangy
💰 Sarany: 5 000 Ar / séance
🌟 Tongava miaraka aminay! Na vao manomboka aza ianao, tongava fotsiny fa hiara-hihetsika sy hifaly isika! 💃🕺
💚 Zumba Nutri’zaza — Mihetsika ho an’ny fahasalamana, mifaly ho an’ny fiainana!