HIT FIT Gym

HIT FIT Gym Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HIT FIT Gym, Gym/Physical Fitness Center, Antananarivo.

Natao an’ ilay zakan’ny be Sy ny maro Ahafahanareo mikotrana daoly 😁Raha hoe hiandry l’heure halalaka dia  tsy tafa zany...
19/05/2026

Natao an’ ilay zakan’ny be Sy ny maro
Ahafahanareo mikotrana daoly 😁

Raha hoe hiandry l’heure halalaka dia tsy tafa zany io fa ho ento @ saina b fotsiny any hoe mandeha androany dia lasa io

Behoririka en face poids lords
Ouverture : Lundi au Samedi

Raha ny fotoana no handrasana halalaka vao andeha ikotrana dia tapitra ihany ny Taona dia tsy nahavita nikotrana ihany 😅...
19/05/2026

Raha ny fotoana no handrasana halalaka vao andeha ikotrana dia tapitra ihany ny Taona dia tsy nahavita nikotrana ihany 😅

Fa Tonga dia alefaso Raha manana 30min ary fa Efa Mahavita zavatr betsaka zany 😉😁

Manomboka oviana no mahita fiovana?? ✨️🔥

Manomboka rehefa décidé ianao hoe "hikotrana ah dia mandroso ato am salle"

HIT FIT Gym Behoririka en face poids lourds près Phoïne et SBM banque

Eo mba samy maneho ny heviny daholo 🥰🔥Inona zao ny offre fête des mères mba tinareo?? Sa hanao jeu tsika dia izay mahare...
18/05/2026

Eo mba samy maneho ny heviny daholo 🥰🔥

Inona zao ny offre fête des mères mba tinareo?? Sa hanao jeu tsika dia izay maharesy mahazo cadeau?? 😋❤️

🏢 HIT FIT Gym Behoririka en face poids lourds près SBM Banque et Phoïne

Tonga ndray ny herinandro vaovao 😊Dia mbola tsy Reraka mihintsy zay miteny hoe Ndao ikotrana aty aminay 😊Atomboka Lundi ...
18/05/2026

Tonga ndray ny herinandro vaovao 😊
Dia mbola tsy Reraka mihintsy zay miteny hoe Ndao ikotrana aty aminay 😊

Atomboka Lundi mihintsy dia amin’izay mazoto foana mandritra ity herinandro ity

Behoririka en face poids lourds
Lundi au Vendredi 6h -19h:30
Samedi 6h -14h

🔥Arrivage short tsara kely🔥Mandeha b mihintsy io fotoana io ah Tsy hita hita io dia Tonga ny vacances 😁😉               🩳...
16/05/2026

🔥Arrivage short tsara kely🔥

Mandeha b mihintsy io fotoana io ah
Tsy hita hita io dia Tonga ny vacances 😁😉

🩳Short jean manjakely 🩳
Mibika tsara nareo manao an’reo
Tonga dia mp avy hatrany ary fa Aza miandry lasan’ny olona vao hanontany 😁

Behoririka ampitan’ny Poids lourds 👌

Tapitra indray ny herinandro Fa mbola tsy maka souffle aloha fa Mila mikotrana kely androany dia Rahampitso maka aina ts...
16/05/2026

Tapitra indray ny herinandro
Fa mbola tsy maka souffle aloha fa Mila mikotrana kely androany dia Rahampitso maka aina tsara 😁😉

Hatramin’ny 14h zahay no misokatra
Nareo Ve tsy maika ahita résultat 😉😜

Behoririka en face poids lourds

15/05/2026

Ce n’est pas juste une salle de sport
C’est un lieu défi 🏋️‍♂️💪🏼
Avec Fitiavana Ravelomanantsoa

📍Behoririka ampitan’ny poids lourds
NB : misokatra ny salle Rahampitso 😉
🕦6h-14h

15/05/2026

MBA nanao Ahoana ny journée anareo omaly ?
Ny anay tato @ salle tena ambiance be mihintsy 😉😁

Dia Tonga namana vaovao zany izahay omaly dia Tena faly foana eh 😁🥰
Faly foana zahay mandray anareo ☺️

Mbola misy hoe androany Sy Rahampitso afaka mikotrana tsara mamarana ny herinandro dia pause kely ndray avy eo 🏋️‍♀️🏋️

Hello ☺️Androany tokony manome mihotra noho ilay mahazatra 💯Raha tiana ny ahita vokatra haingana dia Mila maharitra tsar...
14/05/2026

Hello ☺️

Androany tokony manome mihotra noho ilay mahazatra 💯
Raha tiana ny ahita vokatra haingana dia Mila maharitra tsara 🫡😊

Miandry anareo atao salle izay ato HIT FIT Gym 😉
Tongava aingana fa mahasoa ny sport 🏋️‍♀️

📍Behoririka, en face Poids Lourds
🕦Horaires 6h -19h30

13/05/2026

Ny anareo koa ve tsy miala mihintsy ny "HIP TRUST" rehefa maka ambany 😊

Iza amin'ireo no mahazatra anareo, dia firy ny charge max vita??

Mikotrana androany sa repos?? 🥰Misokatra ny salle rahampitso Jeudi 14 Mai fa tongava daholo annh ✨️💯
13/05/2026

Mikotrana androany sa repos?? 🥰

Misokatra ny salle rahampitso Jeudi 14 Mai fa tongava daholo annh ✨️💯

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HIT FIT Gym posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share